06/07/2023
Salanitra e🙋.
Ndao isika ilalao.
Inona avy ireo karazana tantely ao anatin'ny tarika iray?
Izay mahavaly marina no sady betsaka "j'adore ❤️" indrindra no mahazo loka.
Loka: 10.000 Ariary avy izay 02 voalohany.
Sabotsy 08-07-23 @ 08 Ora alina no fisarihana.