RNK Distribution

RNK Distribution Distributeur de produit alimentaire et hygiénique

🍝 Spaghetti Francini,  ankafizo hatramin’ny farany!😍Commande & livraison : 034 02 233 67
10/09/2026

🍝 Spaghetti Francini, ankafizo hatramin’ny farany!😍
Commande & livraison : 034 02 233 67

Tadidinareo ve ilay goûter tamin’ny rentrée ? 🎒🍪Tsy maintsy atao maromaro aloha an! 😂Fa raha misafidy iray ihany, iza no...
03/09/2026

Tadidinareo ve ilay goûter tamin’ny rentrée ? 🎒🍪
Tsy maintsy atao maromaro aloha an! 😂
Fa raha misafidy iray ihany, iza no fidinao ? 👇😋
🍪 Danish Potato
🍊 Danish Florida Orange
🍪 Danish Lexus
💬 Lazao ao amin’ny commentaire ny safidinao ary mentionneo ilay namanao mpamatsy goûter anao foana tany am-pianarana. 😂👇
📍 Kaomandio dieny izao ny goûter tianao ato amin’ny RNK Distribution !

🍝 Vos recettes méritent le meilleur, à chaque étape. Spaghettis, macaronis, farine de blé, lait concentré : Francini réu...
29/08/2026

🍝 Vos recettes méritent le meilleur, à chaque étape.
Spaghettis, macaronis, farine de blé, lait concentré : Francini réunit tout ce qu'il faut pour cuisiner en confiance.

Disponible chez RNK Distribution.

27/08/2026

Ireo vokatra ankafizinao sy nahafantaranao ny RNK Distribution: Spaghetti Warda, Beurre Evin ary Ketchup Superchef. 🥰

Afaka manomana sakafo aingana, tsotra sady matsiro ho an'ny ankohonana ianao.🍝

Aza misaraka aminay fa vonona ny hanome fahafaham-po anao foana izahay 🤗

🍄 Tsiro hafa mihitsy rehefa misy champignons de Paris…Ampio champignons de Paris Golden Land ny sakafonao, dia vao maink...
25/08/2026

🍄 Tsiro hafa mihitsy rehefa misy champignons de Paris…

Ampio champignons de Paris Golden Land ny sakafonao, dia vao mainka manitra, matsiro ary mampilendalenda. 😋

👉 Andramo, dia ho tsapanao ny maha-samihafa azy!
📍 Disponible ato amin’ny RNK Distribution.

22/08/2026

👀 𝐃𝐞𝐯𝐢𝐧𝐞 𝐜𝐞 𝐪𝐮𝐢 𝐯𝐢𝐞𝐧𝐭 𝐝'𝐚𝐫𝐫𝐢𝐯𝐞𝐫 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐧𝐨𝐬 𝐬𝐭𝐨𝐜𝐤𝐬 :

Le Lait Concentré Sucré Francini est enfin disponible chez nous 🥛
Format 1kg et 380 g, qualité garantie, livraison rapide pour grossistes PPN, épiceries et particuliers.
📲 Contactez-nous dès maintenant pour en profiter avant la rupture de stock !

Prépare-toi à craquer 👀🤭Entre le croquant du Vitoly, le fondant du Berlingo et la douceur du 99 Sueno, il n'y a aucune r...
19/08/2026

Prépare-toi à craquer 👀🤭

Entre le croquant du Vitoly, le fondant du Berlingo et la douceur du 99 Sueno, il n'y a aucune raison de résister.
La question n'est pas "SI" tu vas craquer, mais "QUAND".

📦 Disponible en boîte de 1 kg chez RNK Distribution .
Envoie-nous un message pour commander la tienne avant qu'il n'en reste plus ! 🤗

12/08/2026

Mety ho ity mihitsy ilay biscuit nandrasanao! 🍪🍊

Mikarepoka, mamy tsara ary feno tsiro voasary ka vao mihinana iray dia mety mbola hitady iray indray ianao. 😋

Danish Florida Orange, ilay biscuit kely mety hahatonga ny fotoana goûter ho vao mainka mahafinaritra!

08/08/2026

Menthe, voankazo isan-karazany... manana ireo hanitra marobe tianao ny Bonbon ERLAN! 🍬🤤

Lasa cadeau d’invité matsiro sy tsy lafo izy ireo amin'ny fety karakarainao: fonosana kely sy ruban miavaka fotsiny dia ampy! 🎁

Jifao eny amin'ny RNK Distribution ny anjaranao, ary lazao amin'ny commentaire hoe inona ny hanitra tena tsy azonao leferina amin'ny bonbon ERLAN? 👇

07/08/2026

🤤 Le genre de pause qui te fait oublier toutes tes tâches en cours…

Une pause, un bon café, et tout va mieux ☕
Une bonne journée commence toujours par un bon café.

👇 Ton rituel incontournable du matin, c'est quoi ? Dites-nous en commentaire !

Address

Ankazomanga
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RNK Distribution posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category