Bénie Ihany

Bénie Ihany Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bénie Ihany, Shopping & retail, Ambodin'isotry, Antananarivo.

TSY MINO RA ILAZAKO HOE AO ATRANO IHANY DIA AFAKA MITSINDROKA FRIPERIE TOY NY ENY ANOSIBE SY ambodin'isotry 😂👉1000Ar👈 da...
08/07/2026

TSY MINO RA ILAZAKO HOE AO ATRANO IHANY DIA AFAKA MITSINDROKA FRIPERIE TOY NY ENY ANOSIBE SY ambodin'isotry 😂
👉1000Ar👈 daholo izay hitanao rehetra aooo Maman anh😍🥰

Mangala maro fa tena SOLDE VAROBOBA NEFA MBOLA MILAY BE🥵

JP commentaire
Mp Confirmation :contact+lieu de livraison+capture zay safidinao

0349644824(WhatsApp)

alefaso zao commande fa misy an'ity montre tactile kely milay kely ity ato aminah46000Ar .Stock tena vitsy fa zay mahazo...
02/07/2026

alefaso zao commande fa misy an'ity montre tactile kely milay kely ity ato aminah
46000Ar .
Stock tena vitsy fa zay mahazo voalohany ihany
maharitra 7jours ny batterie.🔋🔋
tsy matahotra rano 💦💦
tsara ny entana fa efa misy chargeur miaraka aminy
Afaka andraisana appel tsara izy🥰 afaka iantsoina

✨Misy application maro be : Facebook, camera, reveil, appel, sms, calendrier sns Ialana @
Tsy matahotra mpanendaka intsony tsika fa otrany hoe mitondra montre

0349644824 raha hilaina maika❤️❤️❤️

misy ambon akanjo 80isa eo ato alefako 700Ar ny anakiray zay haka azy rehetra😍😍zay JP voalohany no mahazo azymbola afaka...
02/07/2026

misy ambon akanjo 80isa eo ato alefako 700Ar ny anakiray zay haka azy rehetra😍😍
zay JP voalohany no mahazo azy
mbola afaka angalana Tombony tsara

LOAN'ENTANA MILAY BE IRETO🥰♦️ Tohizantsika amin'ity semaine ity ny PROMOTION FÊTE DE L'INDÉPENDANCE VAKIO TSARA NY DETAI...
23/06/2026

LOAN'ENTANA MILAY BE IRETO🥰
♦️ Tohizantsika amin'ity semaine ity ny PROMOTION FÊTE DE L'INDÉPENDANCE
VAKIO TSARA NY DETAILS: taille, tour de taille , longueur
Prix sur chaque photo,🥰
Izay entana lafo tsy averina intsony fa afaka manolo fa saingy mandoh frais de livraison indray dia ny prix Arakarakle article anoloana azy

Alefa mp ny contact+lieu de livraison (à partir de 3000Ar raha centre ville)

📞 034 96 448 24
WhatsApp : 034 96 448 24

♦️📞2EME VAGUE ARRIVAGE OO📞♦️TENA ITY KOSA RY RETO B***E TENA NILAY BE SADY BOMBA BE A'H😍FALY BE ERY NAMAKY ANIO 🥵😋ARARAO...
11/06/2026

♦️📞2EME VAGUE ARRIVAGE OO📞♦️

TENA ITY KOSA RY RETO B***E TENA NILAY BE SADY BOMBA BE A'H😍
FALY BE ERY NAMAKY ANIO 🥵😋
ARARAOTY AZA FA MANDALO NY TSARA TOY IZAO ANH
VIDINY TENA ALEFA PRIX PROMOTIONS BE DAHOLO
PRIX FIXE
PRIX TSY AMPOIZINA😍🥵
❌PAS PLUS DE 20000Ar

TONGA DE AFAKA manao JP ao
MP confirmation
CAPTURE+CONTACT+LIEU DE LIVRAISON

NB: LIVRAISON ihany,
Sans retour,izay mandefa coordonnées voalohany no validé
Vakio tsara ary jereo tsara ny mombamomban entana vidinao vao manao JP(taille,L: longueur ,TT:tour de taille , Tissu)
Afaka manontany mp tsara vao manao JP Tompoko...

Go aza euhhh😍😍😍🙏🙏

09/06/2026

Miomakomana fa hamoaka arrivage Milay be ndray tsika.Omano ny Money❤️💵Eto za de miteny hoe jereo tsara zavatra ataonao JP.Na Longeur na Taille na Tissu fa tsy any enao vao mamerina entana nefa bedebe liana amin'ilay izy.. messagiko ato mila tsy ho arako manontany entana ataonao JP nefa enao mamerina avy eo.tsy mba soloina le izy fa averina tsotrizao...Tena tsy sarotiny za manolo ny entanao ra tsy afapo enao fa tsy tiako hoe ataonao JP le izy de averinao nefa tokony hoanol hafa...asiko conditions mihitsy ngamba ity hoe entana sans retour... tena mba jereo tsara re Tompoko ooo...Tena mamaly anao tsara za ra misy anontanianao fa za tsy mandainga .manontany enao hoe manify ve ity de valiko tsara enao hoe manify na matevina.Refeso tour de taille de refesiko...sns

zay fa Bisous be daholo ee😍Bonne nuit les manja fa remarque kely fotsiny iny zalah eee🥰🥰

♦️ARRIVAGE ARRIVAGE OOOOOO♦️TONGA DE PROMOTION BE AVY HATRANY ALOHA ANH NEFA LOHAN'ENTANA Vao vakiana.Qualité lamba Tong...
05/06/2026

♦️ARRIVAGE ARRIVAGE OOOOOO♦️
TONGA DE PROMOTION BE AVY HATRANY ALOHA ANH NEFA LOHAN'ENTANA Vao vakiana.
Qualité lamba Tonga de milay be daholo
Details sur Chaque Photo
L: LONGUEUR (halavany)

➡️ 12000Ar DAHOLO IZAY HITANAO REHETRA AO

JP en commentaire
Alefa MP:Contact +Lieu de livraison
Livraison uniquement

📞 034 96 448 24

03/06/2026
ty indray JP carreaux izay haka azy🥵😍longueur :108 cmtaille:S-M12000Ar mp Malaky
03/06/2026

ty indray JP carreaux izay haka azy🥵😍
longueur :108 cm
taille:S-M

12000Ar

mp Malaky

Address

Ambodin'isotry
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bénie Ihany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share