03/08/2026
Hialana tsiny indrindra ry mpanjifa hajaina fa noho ny antony manokana dia mbola mitohy ny tsy fisokafan’ny tsena rahampitso 04.08.2026. Amin’ny alarobia 05.08.2026 kosa dia miverina misokatra toy ny ora mahazatra izahay.
Misaotra tompoko.