25/09/2024
Rice cooker multifonctions 😱
Tena manamora ny fikarakarana ao andakozia izy Io an satria de afaka anendasana ,andrahona vary ,voamaina......☺️(Tsy mampiraikitra sakafo )
Tsy mandany courant iany koa👍
-22 cm🎉
-24cm🎉
-26cm🎉
-28cm🎉
Manao livraison 🚴😘