N'Mbalako

N'Mbalako Eto ahitanao entana isankarazany amin'ny vidiny mifanaraka amin'ny kalitao

☺️Arahabaina ny reny rehetra nahatratra ity andro natokana ho azy ireo ity !Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anare...
25/05/2025

☺️Arahabaina ny reny rehetra nahatratra ity andro natokana ho azy ireo ity !
Mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anareo !!!🥰
"Mitomboa voninahitra tompoko"
😇😊☺️😘🥰😍😛

Arahabaina isika rehetra nahatratra ny andro anio! Fanavotana !  Fandresena! Tratra ny Paka e! Mirary fety sambatra eo a...
20/04/2025

Arahabaina isika rehetra nahatratra ny andro
anio! Fanavotana ! Fandresena! Tratra ny Paka e! Mirary fety sambatra eo ambany fitantanan ilay Nahary!

15/04/2025

😊“Le style est la seule chose que vous ne pourrez pas acheter. Ce n’est pas une étiquette ou un prix. C’est quelque chose qui reflète une émotion” ☺️

😀Ho fanomanana ny andro mangatsiaka  ho an'ny zaza!Gilet Doudone enfant ! Mafana nefa maivana!Sur commande aloha izy iza...
11/04/2025

😀Ho fanomanana ny andro mangatsiaka ho an'ny zaza!
Gilet Doudone enfant !
Mafana nefa maivana!
Sur commande aloha izy izao . Afaka Personnalisena dia afaka Dessin Animisena ihany koa ! !!

Mp raha hitafatafa momba io ! Mankasitraka e😍😎

11/04/2025

"Vous pouvez rendre un simple ensemble jean + t-shirt stylé. Ce qui compte c’est ce que vous en faites.” – Philip Lim.

🤩😇Eh !!! Miova L O-O K ! Miova Fitafy ! Tshirt pour enfant 2 an à 12 ans dispo sady efa DESSIN ANIMISé !10 000 Ar Jusqu'...
10/04/2025

🤩😇Eh !!! Miova L O-O K ! Miova Fitafy !

Tshirt pour enfant 2 an à 12 ans dispo sady efa DESSIN ANIMISé !

10 000 Ar Jusqu'à épuisement du Stock fa afaka micommande koa nefa dia personnaliséna amin izay !!!🥰😋

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 20:30
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:30
Saturday 07:30 - 13:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when N'Mbalako posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share