26/03/2024
Raha te hiverina Natoraly dia tsara Raha mianatra aloha😉
Manka toerana tsara fa hianatra isika
Ity misy torohevitra sy fanampiana afaka manampy anao izay mbola misalasala hiverina Natoraly
Nalaina sy naverina nadika avy tao ary manasa anao hitsidika ny pejy🌸
Sary indrana 🌺
🌱 IZA NO VONONA HANAO RETOUR AU NATUREL ? 🍀
Toy izao ny volo nanao retour au naturel, tena tsara e !
Simba ny fer na ny loko na koa produits chimique, maina, tapatapaka no sady ela faniry ve ny volonao ? 🚫❌
Antombohy ary ny Retour au naturel ! 🦋🌿
Rehefa fantatrao ny karazam- bolonao (type sy porosité) dia afaka manomboka mikarakara amin’izay ianao ! ❣
Natao ho anao ity transition capillaire ity . Na inona na inona type ny volonao : raides, ondulés bouclés, frisés na crépus. 👩🦱👩👱♀️
🌸Inona izany "transition capillaire vers le naturel " izany ?
👉 Fameranana ny kalitaony ny volonao ho salama , amin’ny fomba sy vokatra natoraly avokoa .
Misy dingana 3 anefa tokony holalovan'ny volonao raha te hahazo izao vokatra izao
🌸 Phase DETOX :
👉Anaovana soin « detox » izay hanalana ny maloto rehetra noho ny « agréssion » natao tamin'ny volo mba hijerena ny tena tao bolo ankehitriny .
Inona daholo izany agression izany? : ❌Fampiasana shampoing na produits misy silicone, sulfate, paraben,
❌Fandokona volo matetika : coloration sy décoloration
❌Fanaovana volo matetika : défrisage, lissage, fer, brushing
❌ Etc …
👉Tena tsy azo ialana ity dingana detox ity raha te hanomboka « retour au naturel » sy hiverina ho salama ary maniry aradalana ny volonao
🌸 Phase COUPE :
👉Raha hita ao arinany détox fa tena simba ny volonao dia tsy maintsy tapahina satria ny volo dia atao hoe « matière morte » izany hoe maty , tsy velona ary tsy afaka verenina atambatra ny volo vak