Vanjo Madagascar

Vanjo Madagascar Vente de beurre de cacahuette, totom-boanjo, cacahuette,...

Avec vous partout....
03/08/2026

Avec vous partout....

📢 Suite à vos nombreuses demandes... c'est le moment d'en profiter ! 🥜🚚 Livraison GRATUITE en ville demain, jeudi 02 jui...
01/07/2026

📢 Suite à vos nombreuses demandes... c'est le moment d'en profiter ! 🥜

🚚 Livraison GRATUITE en ville demain, jeudi 02 juillet 2026, pour toute commande reçue aujourd'hui avant 22h.

Que ce soit pour vos petits-déjeuners, vos goûters ou vos recettes préférées, notre Totom-boanjo est prêt à arriver directement chez vous. 😋

⏰ Ne tardez pas ! Passez votre commande avant 22h et profitez de cette offre de livraison gratuite.

📞 Commandez par mp ou whatsApp +261 38 83 500 01

Vanjo Madagascar 🇲🇬
un gout autrement ...

Vanjo Madagascar dia miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra ny asaramanitra !
25/06/2026

Vanjo Madagascar dia miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra ny asaramanitra !

🤔 "Voanjo", "Vanjo" sa "Vandro" ?Adihevitra nahasarika ny sain'ny maro teto amin'ny pejy izany tato ho ato.👉 Aminao, iza...
03/06/2026

🤔 "Voanjo", "Vanjo" sa "Vandro" ?

Adihevitra nahasarika ny sain'ny maro teto amin'ny pejy izany tato ho ato.

👉 Aminao, iza amin'ireo no tena fiteny ampiasainao?

💬 Soraty ao amin'ny commentaire ny valinteninao :

🥜1- Voanjo
🥜2- Vanjo
🥜3- Vandro

📢 Havoakanay amin'ny publication manaraka ny valiny sy fanazavana momba ireo voambolana ireo.

Mitohy ny fandraisana commande ao amin'ny mp

+261 38 89 432 95
+261 38 83 500 01



--------------------------------------------
🤔 « Voanjo », « Vanjo » ou « Vandro » ?

C'est un débat qui suscite beaucoup de réactions sur notre page.

👉 Selon vous, quel terme utilisez-vous ?

💬 Répondez en commentaire :

🥜1- Voanjo
🥜2- Vanjo
🥜3- Vandro

📢 Nous dévoilerons dans notre prochaine publication la réponse ainsi que quelques explications sur ces différentes appellations.

Faites votre commande en mp

+261 38 89 432 95
+261 38 83 500 01

🌿 Vanjo Madagascar sera présent au Salon Voatra – 12ᵉ édition !📅 17 & 18 avril 2026📍 Novotel IvandryVenez découvrir notr...
09/04/2026

🌿 Vanjo Madagascar sera présent au Salon Voatra – 12ᵉ édition !

📅 17 & 18 avril 2026
📍 Novotel Ivandry

Venez découvrir notre univers autour du totom-boanjo 🥜 : produits gourmands, savoir-faire local et innovations made in Madagascar 🇲🇬

🤝 Ce sera aussi l’occasion d’échanger, de partager et de créer de nouvelles opportunités ensemble.

💛 On vous attend nombreux pour vivre cette belle expérience avec nous !

Vanjo Madagascar - Un gout autrement .....
+261 38 89 432 95
+261 38 83 500 01

Eo am-pihinanana ny totom-boanjo matsiro avy amin'i Vanjo Madagascar, inona no tsiro tena mambabo ny fonao? ❤️1- 🧂 Masir...
14/03/2026

Eo am-pihinanana ny totom-boanjo matsiro avy amin'i Vanjo Madagascar, inona no tsiro tena mambabo ny fonao? ❤️

1- 🧂 Masira
2- 🍯 Mamy
3- 🌱 Nature (sady tsy misy sira no tsy misy siramamy)

👉 Soraty eo amin'ny commentaire ny safidinao ary tageo ilay namanao tena tia mihinana totom-boanjo koa!

🔔 Aza adino ny manasa ireo namana rehetra hanaraka ny pejy mba tsy hahadiso anjara azy ireo amin'ilay LALAO be hiarahan-tsika ato ho ato! Miomàna! 🎉

---------------------------------

Quand vous dégustez le délicieux pate de cacahuète Vanjo Madagascar, quelle est la saveur qui vous fait le plus craquer ? ❤️

1- 🧂 Salé
2- 🍯 Sucré
3- 🌱 Nature (sans sel et sans sucre)

👉 Dites-nous votre préférence en commentaire et taguez cet(te) ami(e) qui adore aussi le beurre de cacahuète !

🔔 N'oubliez pas d'inviter tous vos amis à suivre la page pour qu'ils ne ratent pas le grand JEU-CONCOURS qui arrive très bientôt ! Préparez-vous ! 🎉

Vanjo Madagascar
Un goût autrement .....
+261 38 89 432 95 / +261 38 83 500 01

🥜 ADIHEVITRA KELY HARIVARIVA 😄Rehefa mihinana Totom-boanjo, misy olona roa karazany foana :😋 Team MALAMA👉 tiany ilay pot...
05/03/2026

🥜 ADIHEVITRA KELY HARIVARIVA 😄

Rehefa mihinana Totom-boanjo, misy olona roa karazany foana :

😋 Team MALAMA
👉 tiany ilay potika tanteraka, malefaka be

🤤 Team CRUNCHY
👉 tiany ilay mbola misy potik-boanjo kely azo tsakoina

✨ Ao amin’ny Vanjo Madagascar dia misy an' izy roa!

Fa ianao kosa Team aiza?
👇 Soraty amin’ny commentaire :

1️⃣ MALAMA
na
2️⃣ CRUNCHY

(Andao hojerena hoe iza no maro kokoa eto 😄)

🚚 Mitohy foana ny livraison
📩 Mandray commande amin’ny message privé izahay
+261 38 89 432 95 / +261 38 83 500 01

Address

Avaratr'Ankatso
Antananarivo
00101

Telephone

+261346154571

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vanjo Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share