Mikata

Mikata Vente en ligne, vêtements et divers articles

👉 Tsy afa-po amin’ny endriky ny volonao ve hianao?Ireto produits ireto dia manampy anao amin’ny fikarakarana azy, tsy ma...
16/08/2025

👉 Tsy afa-po amin’ny endriky ny volonao ve hianao?
Ireto produits ireto dia manampy anao amin’ny fikarakarana azy, tsy manimba fa kosa mamiratra tsara sy malefaka ary miaro ny volo tsy hihintsana.

✅️Rehefa mampiasa azy dia hahita fahatsara sy fiovana avy hatrany.

Raha te hanana volo mamiratra sy salama hianao dia andramo fa tsy ho diso safidy.

Vidiny mirary sy kalitao tsara👌

Infoline +261 34 63 284 22 / mp

Hararaoty!!Kiraro isankarazany manaraka ny toetr'andro, vidiny mirary sahaza ho an'ny rehetra●●Pointure  34 à 39 ●● Prix...
02/06/2025

Hararaoty!!

Kiraro isankarazany manaraka ny toetr'andro, vidiny mirary sahaza ho an'ny rehetra

●●Pointure 34 à 39
●● Prix 15 000ar - 25 000ar

Contact : mp, 034 63 284 22/ 033 79 857 30
Toerana Anjanahary

Fitafy gasigasy, sac gasigasyAmpiaraha ireo dia mivoaka tsara ny endrika amam-bika.Toerana AnjanaharyContact 032 79 914 ...
14/12/2024

Fitafy gasigasy, sac gasigasy

Ampiaraha ireo dia mivoaka tsara ny endrika amam-bika.

Toerana Anjanahary
Contact 032 79 914 38/ 034 63 284 22

Fitafy maivana mifanaraka amin'ny toetry ny andro  ●● , S,M,L,   ●●  , afaka manantona mivantana   ■Mandray commande ara...
13/12/2024

Fitafy maivana mifanaraka amin'ny toetry ny andro
●● , S,M,L,
●● , afaka manantona mivantana

■Mandray commande arak'izay fianjaika tianao havoaka

■Toerana Anjanahary, eo akaikin'ny poste de police

■Contact 032 79 914 38 / 034 63 284 22

Mankasitraka ny Fondation Terra Futura Suisse et Madagasikara nanome sy nametraka ny fitokisana feno anay eto amin'ny   ...
04/08/2024

Mankasitraka ny Fondation Terra Futura Suisse et Madagasikara nanome sy nametraka ny fitokisana feno anay eto amin'ny Mikata.

Ho antsika fikambanana, sekoly, fiangonana, olon-tsotra. Vonona hanome fahafahampo anareo izahay amin'ny kalitao tsara sy miavaka kanefa mora.
Aza misalasala raha mila Tee-shirt, Polo, Tote bags, casquette, jogging, survette, maillot.........

Ho antsika sekoly, fikambanana, orin'asa, fianakaviana, olon-tsotra.Misokatra hatrany ny fandraisana ireo commande-na fa...
12/07/2024

Ho antsika sekoly, fikambanana, orin'asa, fianakaviana, olon-tsotra.

Misokatra hatrany ny fandraisana ireo commande-na fanamiana ( Tee-shirt, polo, survette, jogging, blouse, maillot, gilet, tote bag...👕👚👖🦺🥼🛍)

Aza misalasala fa omena fahafaham-po amin'ny kalitaon'ny zaitra sy ny vidiny mora dia mora hianao

Laharana 034 63 284 22
032 79 914 38
033 79 857 30

Antsika eto Antananarivo!!!Stand num 14 ao amin'ny hôtel grand Meliss indray isika miaraka amin'ny   Mikata Ahitanao ire...
21/06/2024

Antsika eto Antananarivo!!!
Stand num 14 ao amin'ny hôtel grand Meliss indray isika miaraka amin'ny Mikata
Ahitanao ireo fitafy sy sacs art Malagasy isankarazany amin'ny vidiny tena mirary

Mitohy hatrany ny fandraisana ireo commande-ntsika.Asa misalasala amin'ireo fanamiana isan-karazany, na antsika fikamban...
18/06/2024

Mitohy hatrany ny fandraisana ireo commande-ntsika.

Asa misalasala amin'ireo fanamiana isan-karazany, na antsika fikambanana, na sekoly, na fiankaviana sy ny maro hafa

-Jogging, Tee-Shirt, Survette, Gilet, Maillot....
Afaka manantona mivantana:
Toerana: Anjanahary
Contact: 034 63 284 22/ 033 79 857 30
Afaka miditra mivantana amin'ny hafatra miafina

Isaorana ny   Mikata, nandrafitra ny fiankanjoana.Nokaliana tamin'ny fo feno fitiavana izy ity, ka isalorana ampifaliana...
06/06/2024

Isaorana ny Mikata, nandrafitra ny fiankanjoana.
Nokaliana tamin'ny fo feno fitiavana izy ity, ka isalorana ampifaliana.

Aza misalasala raha mahaliana anao fa hanome fahafaham-izahay.

Address

Rue Radama 1ere Anjanahary
Antananarivo
101

Telephone

+261346328422

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mikata posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mikata:

Share