Aina & Avo

Aina & Avo Aina & Avo est une boutique des produits longrich

08/06/2024
✨✨𝐆𝐨𝐛𝐞𝐥𝐞𝐭 𝐀𝐥𝐜𝐚𝐥𝐢𝐧 𝐋𝐨𝐧𝐠𝐫𝐢𝐜𝐡 ✨✨Ny fisotrona rano Alcalin dia :- Manampy hery fiarovana, ny fandevonan-kanina , ary ny fias...
07/12/2023

✨✨𝐆𝐨𝐛𝐞𝐥𝐞𝐭 𝐀𝐥𝐜𝐚𝐥𝐢𝐧 𝐋𝐨𝐧𝐠𝐫𝐢𝐜𝐡 ✨✨

Ny fisotrona rano Alcalin dia :

- Manampy hery fiarovana, ny fandevonan-kanina , ary ny fiasan'ny ati- doha.

-Manala ny poizina amin'ny vatana.
- Manatsara ny fikorian'ny rà.
- Miaro amin'ireo aretina samihafa toy ny Cancer,Ashma, AVC,sns...

✅ Mitazona ny PH salama ao amin'ny lalan-drà, manadio ny vatana.
✅ Mampifandanjalanja ny > ao amin'ny vatana.
✅ Manala cholestérol ao amin'ny vatana ihany koa.

✨✨Ny 80% ny vatantsika dia rano avokoa.✨✨

𝐹𝑜𝑚𝑏𝑎 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑠𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑧𝑦 :

- Asio rano tsotra (ohatra: rano paompy na rano mineraly).
- Avela hijoro 30min dia afaka sotroina.
-Raha maika dia ahotsakotsana mandritra ny 30 segondra dia afaka sotroina.

❌ Tsy azo hinanana fanafody ny rano avy amin'ny Gobelets.

MP ou 034 49 745 60

Prix : 318.000 ar

Hiresaka volo indray isika anio fa tsy dentifrice longrich intsony.Fomba hanasako ny voloko😉Zavatra ilaina: Rano mangats...
29/09/2023

Hiresaka volo indray isika anio fa tsy dentifrice longrich intsony.

Fomba hanasako ny voloko😉

Zavatra ilaina:
Rano mangatsika
Savony nosy
Shampoing 2en1 longrich.

Fomba fikarakarana azy:
Sasaina amin'ny savony nosy aloha dia kobanina tsara, avy eo alaina ilay shampoing 2en1 longrich dia maka kely atao amin'ny volo,
vita zay dia somary o***a amin'ny ratsantanana mandritran'ny 5minitra dia avela hilona kely eo amin'ny 5minitra
Kobano tsara amin'izay fa ho hitanao fa tena miverina natoraly ny volonao.

Ianao ve faly rehefa mahazo fanomezana ?Ny valiny angamba dia faly daholo e... dia mahaiza ary mankasitraka izay omen'ny...
27/09/2023

Ianao ve faly rehefa mahazo fanomezana ?
Ny valiny angamba dia faly daholo e... dia mahaiza ary mankasitraka izay omen'ny hafa ho Anao e. Tadidio fa nisy ezeka vao nisy iny fanomezana iny, nisy fotoana lany tao mba hanomezany fahafahampo anao... ankasitrao izy, hajao izy fa tiany ianao matoa omeny fanomezana.

Dia araraoty ihany koa ireny formation sy présentation maimaimpoana ireny fa mety hampiakatra ny vola miditra ao aminao ihany koa.

Fiadanana ho Anao.
Aina & Avo

Ianareo ve efa tratran'ilay narary nify iny dia nihina fanafody hi-calmena ilay marary? Na koa hoe tsy hita izay nanaova...
23/09/2023

Ianareo ve efa tratran'ilay narary nify iny dia nihina fanafody hi-calmena ilay marary? Na koa hoe tsy hita izay nanaovana azy nefa ny nify mbola marary tsy avelan'ny dentiste halana fa andraso ho sitrana hoy izy ?
Dia mijaly tsy mba mahazo aina fa mahakizintina daholo izay atao e.

Ity omeko anareo ity no tena tsy mampiverina ilay marary tamin'ny nifiko intsony dia ny fampiasana DENTIFRICE LONGRICH:
-Mampijanona aretinify
-Manafofsy tsara ny nify
-Manala fofom-bava
-Azo atao odimay sy gommage amin'ny tarehy ihany koa.

Midira ary hafatra miafina"MP" na antsoy avy hatrany 034 49 745 60 dia mahazo cadeau izay manjifa.
Prix :
dentifrice longrich 200g: 30 000 ar

❌LALAO AZAHOANA GEL Do**he un litre❌ Vita amin'ny zavamaniry oliva izy io...Haintsika tsara angamba ny hatsaran'izany ol...
20/09/2023

❌LALAO AZAHOANA GEL Do**he un litre❌
Vita amin'ny zavamaniry oliva izy io...
Haintsika tsara angamba ny hatsaran'izany oliva izany e.
Raha hanjifa kosa ianao dia 80 000ar ny vidiny.

Ireto ny conditions de jeu arahina:

1-❤Miditra amin'ny page dia asao ny namana hi-j'aime ny page
2-❤asio j'aime sy abonneo ny page
3-❤Partagez cette publication sur votre mur
4-❤manasà namana 5 mba handray anjara am lalao ary manaova fandresendahatra

😍olona iray no mahazo ny loka . Dia mandraisa anjara fa sendra ianao no ampiasa ilay gel do**he un litre be izao.
Alefa ary e...
Rehefa feno 5000 abonnés ny page dia ataontsika ny fisarihana.
Afaka manao "commentaires" maromaro fa manasa namana dimy hatrany an...

Eo ary e!DENTIFRICE LONGRICH ampiasaina.-Manadio sy manafofsy tsara ny nify.-Mampijanona ny fanaintainana sy ny marary a...
15/09/2023

Eo ary e!
DENTIFRICE LONGRICH ampiasaina.

-Manadio sy manafofsy tsara ny nify.
-Mampijanona ny fanaintainana sy ny marary amin'ny nify.
-Manala fofom-bava.
-Miaro ny nify tsy ho simba

Feno tsikitsiky rehefa mampiasa azy no tamana tsara ery....

Midira hafatra miafina raha mila ianao na antsoy ny:
034 49 745 60
Livraison manerana ny nosy.

Prix :
Dentifrice 200g: 30 000 ar monja
Dentifrice 60g: 15 000ar (ho an'ny ankizy).

"GOBELET ALCALIN LONGRICH"Karazana filtre eau tena tsara izy ity satria manova ny rano "acide" ho rano "alcalin"Ny vatan...
30/08/2023

"GOBELET ALCALIN LONGRICH"

Karazana filtre eau tena tsara izy ity satria manova ny rano "acide" ho rano "alcalin"
Ny vatantsika olombelona dia mora andairana aretina rehefa be "acide" lotra ka ny fisotroana rano alcalin no manala izany.

Sady manampy amin'ny fahasalamana sy misoroka ny aretina maro rehefa mampiasa "pi cup" na "gobelet alcalin longrich":
-Cancers, asthme, diabète, épilepsie, maladies cardiaques...
-Aretina hafa toy ny : Varis, sinusite, migraine, maux de tête, hernie, goute rhumatisme, arthrose, sns
-Mamadika ny rano ho alcalin
-Manala ny asidra rehetra amin'ny vatana izay nanamora ny fidiran'ny aretina maro
-Manatsara ny : volo, fahitana, hoditra
-Manamora ny fiparitahan'ny mineraly sy ny otrik'aina ilain'ny vatana
-Manala poizina toy ny : alcool, drogue sns
-Manatsara ny angovo sy ny fandevonan-kanina
-Mampatanjaka sy mahasalama
-Mety tsara ho an'ny olona rehetra indrindra ireo BEANTITRA sy ireo MAREFO ARA-PAHASALAMANA.

Manao "livraison" manerana an'i Madagasikara

Midira hafatra miafina.
Téléphone: 034 49 745 60
Prix :300 000 ar

Idée business azo atao tsara ihany koa ity atoroko anareo ity:Efa 4 taona izay no nisian'izy ity teto Madagascar ary mbo...
30/08/2023

Idée business azo atao tsara ihany koa ity atoroko anareo ity:
Efa 4 taona izay no nisian'izy ity teto Madagascar ary mbola ho eto foana hatramin'ny 99taona.
Manana NIF sy STAT ary "certification des produits" mazava tsara. Manana ny siège ao E-CITY Tsiazotafo.

👉 BUSINESS LONGRICH 👈
Fa mialoha an'izay dia fantaro aloha ny tokony atao amin'ilay business izay vao manomboka.
Isaky ny alakamisy 13h30 dia misy "présentation longrich" ao E-city Tsiazotafo.
Salle: cinema room

Mandefasa hafatra miafina na antsoy ny 0344974560

Calcium longrich:CALCIUM COMPRIMES A CROQUERCompléments de calcium nécessaire pour votre organisme, renforce les os et l...
24/08/2023

Calcium longrich:
CALCIUM COMPRIMES A CROQUER

Compléments de calcium nécessaire pour votre organisme, renforce les os et les dents. Cet aliment peut compléter le
manque de calcium dans le corps. La particularité du calcium de Longrich est qu’en plus du calcium, il se compose
de zinc et de fer, deux éléments indispensable dans le métabolisme organique

AVANTAGES FONCTIONNELS:

• Il procure de l’énergie et des briques aux cellules leur permettant ainsi de produire
d’autres molécules;

• Il traite aussi les courbatures telles que l’arthrose;

• Il représente une source importante de vitamines et de nutriments;

• Protège contre la décadence et les trous dans les dents, renforce les dents;

• Aide à renforcer les os chez les adultes et lutte contre l’ostéoporose;

• Contient des protéines qui aident à reconstituer les muscles;

• Il aide à atténuer les douleurs tout en remplaçant les fluides perdus durant le travail;

• Réduit les symptômes des PMS et stimule l’énergie;

• Diminue la pression sanguine et les risques cardiaques.
Il est très efficace pour une peau souple et éclatante.

Contact :034 49 745 60
Livraison partout à Madagascar
Prix une boîte : 70 000 ar

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina & Avo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share