Outre mers

Outre mers Miarahaba antsika rehetra oh!!! Ny page Outre mers dia faly manome fahafam-po anao hatrany amin'ny k

Tonga indray ny arrivages spécial trondron-dranomasina salatsalany! Maro isika no efa afa-po, maro koa koa no mbola tsia...
19/08/2021

Tonga indray ny arrivages spécial trondron-dranomasina salatsalany!
Maro isika no efa afa-po, maro koa koa no mbola tsia nahazo ka araraoty ary ohh📢📢
Tout venant ( trondro mifangaro)
Prix 12.000ar/kg
Afaka manao livraison koa

Crevettes sans tête ndray no resaka eto, matsiro ery zato izy😋 vaventy be (mixte)29.000ar/kg
29/09/2020

Crevettes sans tête ndray no resaka eto, matsiro ery zato izy😋 vaventy be (mixte)
29.000ar/kg

Salama ohh!!! Tonga indray ny calmar ahh😉 Afaka mandefa en détail afaka mandefa gros😘🤩🤩28.000ar ny filet18.000ar ny tête
21/08/2020

Salama ohh!!! Tonga indray ny calmar ahh😉
Afaka mandefa en détail afaka mandefa gros😘🤩🤩
28.000ar ny filet
18.000ar ny tête

Salama tsika oh!!!Tonga ary ny karazana azan-drontsika amin'ny vidiny tena mora dia mora tokoa koa manasa anao hanaraka ...
11/08/2020

Salama tsika oh!!!
Tonga ary ny karazana azan-drontsika amin'ny vidiny tena mora dia mora tokoa koa manasa anao hanaraka hatrany ny pejinay mba ahitanao ireo karazana trondro na fruit de mer misy ato aminay😉 misy ihany koa ny "crustacés" toy ny crevettes, calmar

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Outre mers posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Outre mers:

Share