By Soaf'Art

By Soaf'Art Spécialiste en lissage des cheveux afro ou crépus sans abîmer votre texture naturel 👌🏽👌🏽


📍 Manakambahiny (haute-ville)
Tel:034 47 113 67

Omeo note sur ../10 🫣   Relooking hair By Soaf'Art 🫶🏽❤️‍🔥 NB:Efa dispo ny   (Afaka anaovana soin ho an’nyvolo miloko)📍Ma...
26/08/2026

Omeo note sur ../10 🫣
Relooking hair By Soaf'Art 🫶🏽❤️‍🔥

NB:Efa dispo ny
(Afaka anaovana soin ho an’nyvolo miloko)

📍Manakambahiny
📞 034 47 113 67

🚫❗️Stock épuisé ❗️🚫 Lany tanteraka ny menaka CacaoCreamBySoaf’Art 🫶🏽🐝🌿 🫶🏽Mankasitraka anareo rehetra nanjifa🙏🏾 🫶🏽Ho anar...
03/08/2026

🚫❗️Stock épuisé ❗️🚫
Lany tanteraka ny menaka CacaoCreamBySoaf’Art 🫶🏽🐝🌿

🫶🏽Mankasitraka anareo rehetra nanjifa🙏🏾
🫶🏽Ho anareo mbola tsy nahazo kosa dia mbola ho redispo izy ty fa amn fotoana tsy voafaritra (Sarotra hita ilay Beurre de Cacao🥺)

“Miezaka mizara ny tsara sy ny mahasoa hatrany “

🥰Za no miantoka fahamanjana d ndry atao manja ✨🥳 Mety sa mety??🥵😁 NB: Crème coiffante encore disponible chez nous (natao...
24/06/2026

🥰Za no miantoka fahamanjana d ndry atao manja ✨🥳
Mety sa mety??🥵😁

NB: Crème coiffante encore disponible chez nous (natao ho anao t handoko volo nefa matahotra ho simba na ho maina b sy vaky2)

📍Manakambahiny

🫶🏽🚫Stock épuisé🚫🙏🏾Mankasitraka anareo rehetra nanjifa sy nahatoky anay hatrany🫶🏽🙏🏾Lany tanteraka ny première vague amn c...
07/06/2026

🫶🏽🚫Stock épuisé🚫🙏🏾
Mankasitraka anareo rehetra nanjifa sy nahatoky anay hatrany🫶🏽🙏🏾
Lany tanteraka ny première vague amn crème coiffante
Ho anareo zay nanao réservation dia manomboka izy no redisponible😘

Alefaso malaky ny commande ho an’izay mbola tsy nahazo fa tena tsy hanenenanao ny manjifa azy 👌🏾

Mp raha mila fanazavana be be kokoa

« Miezaka mizara ny tsara sy ny mahasoa hatrany » Mankasitraka tompoko 🙏🏾

🥳Iza avy ilay efa sasa-niandry azy ity❓🐝     🌿🐝Cacao Cream By Soaf’Art 💆🏽‍♀️👌🏾Crème coiffante natao ho an’ny volo rehetr...
28/05/2026

🥳Iza avy ilay efa sasa-niandry azy ity❓🐝

🌿🐝Cacao Cream By Soaf’Art 💆🏽‍♀️👌🏾

Crème coiffante natao ho an’ny volo rehetra
👉🏾na ianao na na
Ho anareo manana volo simban’ny produit ,loko, fer na tsy mety maniry …
Mety ho an’ny zaza sy ny ankizy ihany koa satria produit naturel avokoa ny ao anatiny( beurre de cacao,Romarin,cire,…)

Spécial soin izy ity:🌿répare 🌿nourrit 🌿repousse 🌿hydrate

NB: Raha te hanana volo salama sy tsara faniry ianao dia aza kamo mampiasa menaka👌🏾surtouy ity “Cacao Cream” ity

Dispo en boîte de 100Ml

Tsy maintsy manja oa vao mivoka ato 🥰😍 Avant / Après mamy b 😋En collaboration avec  Nandrasana 🥰💄💋 NB: misokatra tapany ...
24/05/2026

Tsy maintsy manja oa vao mivoka ato 🥰😍
Avant / Après mamy b 😋
En collaboration avec Nandrasana 🥰💄💋

NB: misokatra tapany maraina pour demain
Afaka maka rdv 😉
📍Manakambahiny

Bon anniversaire Cliente ❤️🥳🥳Mirary soa fona akiaa     Efa nataoko manja b mintsy 🫶🏽❤️‍🔥  ’Art
25/02/2026

Bon anniversaire Cliente ❤️🥳🥳
Mirary soa fona akiaa

Efa nataoko manja b mintsy 🫶🏽❤️‍🔥
’Art

Address

Manakambahiny
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Soaf'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share