04/05/2021
Ho anao manana olana @ tarehy,vatana ary koa ny volo dia ireto misy vokatra natoraly atolotray ho anao🌿
🎀BEURRE DE CACAO PUR
-Manala ireo faritra maintimainty @ vatana(elika/kiho/elakela-pe/tenda)
-Manala vakivaky(tongotra/molotra/tanana)
-Manala sy misoroka ny fisian'ny tsatsakoatra(vergeture)
-Manala ireo tasy navelan'ny mony sy panda
-Mampalefaka ny cicatrice
-Mampalefaka ny volo(afangaro @ huille de coco)
Prix:13.000Ar (85ml)
🎀HUILLE SPECIAL REPOUSSE RAPIDE
👉🏼Fangaro:Huille d'olive/Huille de coco/Huille d'oignon et ail/Vitamine E
-Manamora ny fanirin'ny volo
-Mampiverina ny volo ho natoraly
-Mampitsahatra ny fihitsanan'ny volo
✔Mety ho an'ny karazam-bolo rehetra
Prix: 17.000Ar( 200ml)
🎀HUILLE D'OLIVE EXTRA VIERGE
👉🏼Afaka atao @ sakafo:
-Manatsara ny fikorian'ny lalandrà
-Manatsara ny fandevonan-kanina
-Mampidina ny tahan'ny"Cholésterol" ao @ vatana
👉🏼Afaka atao @ volo:
-Mitsabo ny volo izay mety ho simban'ny"produit chimique"
-Mampalefaka sy mampaniry volo
👉🏼Afaka atao @ vatana:
-Hanorana
-Mampamandina ny hoditra
-Mampalefaka ny hoditra tsy ho mora mikentrona
Prix: 15.000Ar(200ml)
🎀Crême coiffante (Idéal pour bain d'huille)
👉🏼Fangaro:Cire d'abeille/Beurre de cacao/Huille d'olive/Huille de coco
-Tena tsara ho an'ny volo makina sy vakivaky
-Mampalefaka volo
-Mampalava volo
❌Tsy mety ho an'ny volo"gras"
Prix 15.000Ar (200ml)
Manao livraison manerana ny Nosy
Vokatra natoraly,vita Malagasy🇲🇬