NShop'MDG

NShop'MDG 🩷 Tongasoa eto aminy NShop'Mdg 🩷
Araho tsy tapaka ny pejy Ary ahitanao karazan'Entana ato aminy vidiny mirary 😉

🥰Kojakoja tokatrano 🥰 aminy vidiny mirary daholo Jereo izay Tiana Ary o 😍😍😍
01/07/2026

🥰Kojakoja tokatrano 🥰
aminy vidiny mirary daholo
Jereo izay Tiana Ary o 😍😍😍

🔥CARTON BROCANTE européenne 🔥manao jp+mp contact sy lieu n atonga d miantso 037 44 886 43 prix : 350 000ar livraison gra...
15/06/2026

🔥CARTON BROCANTE européenne 🔥manao jp+mp contact sy lieu n atonga d miantso
037 44 886 43
prix : 350 000ar livraison gratuite
❤️bomba be Sady tena tsara ra jeretsika ireo patiny ambony ireo
vitsivitsy carton ato fa reto aloha no atolotro ho anareo ❤️
NB : Misy Carton scellé iany koa dia afaka atao anilay scellé nenao ❤️
Surpise ny ao anatiny
(Kojakoja andakozia , déco, fer , poêle,sns) mety ho itanao ao avokoa

❤️Ho anareo Taille L,XL,XXL ireo ireto indray mini robe manjakely ❤️❤️3 000ar daholo izay itanao aminy sary mp Ary o ❤️
05/06/2026

❤️Ho anareo Taille L,XL,XXL ireo ireto indray mini robe manjakely ❤️❤️
3 000ar daholo izay itanao aminy sary
mp Ary o ❤️

♥️Robe pull manomboka 6 000ar katraminy 8 000ar ♥️taille S katraminy XXL mahazo daholo Ho anizay tsy naharaka live t@ Ti...
04/06/2026

♥️Robe pull manomboka 6 000ar katraminy 8 000ar ♥️
taille S katraminy XXL mahazo daholo
Ho anizay tsy naharaka live t@ Tik tok d ireto Live Photo Ary eh ♥️

03/06/2026

🔥Live Robe pull bomba b oa 🔥
vidiny mirary 🙏🏾 aza miala lavitra fa tena hoe mapirarakivy ny robe tsika ato 🤤
aza adino mi suivre anah aminy Tik tok tiktok.com/ io n'y lien atsika a ♥️♥️♥️♥️

22/05/2026

🩷Hello 🩷
asitsika live robe bomba b mintsy an 🥰 prix mora bé ato aminay fa abonneo n'y compte Tik tok de any mijery live : tiktok.com/
io Ary fa asitsika live Ian eto am page an 🥰

18/05/2026
Blague Faible DeToky SouSou Tendance
18/05/2026

Blague Faible DeToky
SouSou Tendance

🔥🎉 ALERTE CADEAU BE 🎁

✅ Andramo ny vintanao fa mety ianao no hahazo ilay Bon d'achat: 200.000ar na 100.000ar 💸

👉 Raha handray anjara:
1️⃣ Asio réaction ❤️👍 ity publication ity.
2️⃣ Abonneo ny page SouSou Tendance
3️⃣ Commenteo hoe "je participe + mentionneo namana 10 hilalao
4️⃣ Partageo ity publication ity en publique

🎁 Olona roa tsara vintana no handrombaka ilay bon d'achat 🎀

📢 Eo amin'ny page tendance no hanaovana fisarihana Sabotsy 23 Mai @11 ora🕚

🍀 Mirarisoa daholo..

fans

🙏🏾Merci anareo rehetra nandray anjara amilay Suédine fa lany daholo an 🙏🏾 ho anareo bola tsy abonné Tik tok dia abonneo ...
17/05/2026

🙏🏾Merci anareo rehetra nandray anjara amilay Suédine fa lany daholo an 🙏🏾
ho anareo bola tsy abonné Tik tok dia abonneo aingana tiktok.com/ 🩷

🩷Efa akaiky ny Fête des mère 🩷 Izahay afaka manao T-shirt Personnalisé 🫶🏾 Aminy vidiny 30 000ar ny 1 fa ra maka 2 ianare...
17/05/2026

🩷Efa akaiky ny Fête des mère 🩷
Izahay afaka manao T-shirt Personnalisé 🫶🏾
Aminy vidiny 30 000ar ny 1 fa ra maka 2 ianareo dia ataonay 50 000ar 🩷
Mandray commande fona izahay 😁

Address

67ha Sud
Antananarivo

Telephone

+261329389379

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NShop'MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to NShop'MDG:

Shortcuts

Share