MI'CRéA meubles

MI'CRéA meubles Meubles de QUALITÉ et salon de beauté
Ouvert du DIMANCHE au VENDREDI
❌" NY MATEZA HATRANY " ❌

Salon  321 (6 places )disponible de suite 😍ho anareo mila zavatra mateza sy azo antoka ...aza misalasala ary ooooÉponge ...
04/04/2026

Salon 321 (6 places )
disponible de suite 😍ho anareo mila zavatra mateza sy azo antoka ...aza misalasala ary oooo

Éponge vitafoam sgc/sgd
Simili cuir tsara kalitao
Hazo mirafitra sy madio tsara ary afaka porofoina

Lieu : Sabotsy Namehana
Contact : 0346098040 (disponible sur WhatsApp)
Manao livraison
Mandefa faritra rehetra

Page : MI'CRéA meubles

raikitra ity ...raikitra ity 😍😍😍ela2 isika tsy nizara loka be Ireo amin'ny sary  ny loka zaraina ho an'ny androany ihany...
01/04/2026

raikitra ity ...raikitra ity 😍😍😍ela2 isika tsy nizara loka be
Ireo amin'ny sary ny loka zaraina ho an'ny androany ihany 😍
Tsotra be ny lalao

👉like-o ny page
👉 partager -o ny page
👉 abonné-o ny page

inviteo ny namana rehetra ...zay mahazo réactions betsaka indrindra misitraka ny loka ....

alefa 🏃🏃🏃🏃

lieu : Sabotsy Namehana
contact : 0346098040

Asa maraindraina kely 😍😍😍tongava soa any Mananjary oooo☺️Mankasitraka foana foana foana nahatoky 🙏Page : MI'CRéA meubles...
26/03/2026

Asa maraindraina kely 😍😍😍tongava soa any Mananjary oooo☺️
Mankasitraka foana foana foana nahatoky 🙏

Page : MI'CRéA meubles
Manao livraison manerana an'i Madagasikara

0346098040 ( disponible sur WhatsApp)
Aza misalasala manao commande

Tonga dia fampiharana ny antsika fa aza tara manao JP malaky Salon vaovao be mbola tsy nipetrahana disponible de suite ....
19/03/2026

Tonga dia fampiharana ny antsika fa aza tara manao JP malaky

Salon vaovao be mbola tsy nipetrahana disponible de suite ...

Amin'ilay tena mateza ..eponge tsy mitapoka bozaka na baoritra na goailaka ...
Amin'ilay tsy misy diany ny doudousy mpépé eo 😁🫣

❌ 47.500 ar ❌ oui dimanjato sy fitoarivo sy efatralina ariary oa na quarante sept mille cinq cent ariary 😁😂

Sabotsy Namehana
Manao livraison
Mandefa faritra

0346098040 ( dispo sur WhatsApp)

Page : MI'CRéA meubles

Salon disponible de suite 😍Amin'ilay mateza tsy misy fitaka hatrany ary afaka porofoina foana Eponge forte densitéSimili...
23/02/2026

Salon disponible de suite 😍
Amin'ilay mateza tsy misy fitaka hatrany ary afaka porofoina foana

Eponge forte densité
Simili cuir NOIR (mangirana)
Hazo mirafitra tsara

Manao livraison
Mandefa faritra

Contact : 0346098040 ( disponible sur WhatsApp)

Lieu : sabotsy Namehana
Page : MI'CRéA meubles

salon 321 disponible de suite 😍modèle MM (moyenne )👉eponge forte densité (tena amin'ilay kalitao tsara indrindra👉simili ...
19/02/2026

salon 321 disponible de suite 😍
modèle MM (moyenne )
👉eponge forte densité (tena amin'ilay kalitao tsara indrindra
👉simili cuir tsara kalitao
👉hazo madio sy mirafitra tsara

lieu : sabotsy Namehana
Contact : 0346098040 (disponible sur WhatsApp)

manao livraison
mandefa faritra

page : MI'CRéA meubles

afaka hatsarainay tahakizao koa ny fiaranao ...capitonnage /habillage ....dia aza adino koa fa disponible ity fiara ity ...
13/02/2026

afaka hatsarainay tahakizao koa ny fiaranao ...
capitonnage /habillage ....

dia aza adino koa fa disponible ity fiara ity raha mila fiara milamina hofaina ianareo ❤️amin'ny sarany mora

16 places

salon tiana tsy mahalavitany ❤️❤️❤️ lasa any Fort - Dauphin reto le salon keliko an...tena oe olona nahatoky le tompony ...
12/02/2026

salon tiana tsy mahalavitany ❤️❤️❤️

lasa any Fort - Dauphin reto le salon keliko an...tena oe olona nahatoky le tompony ..tsy misy resabe fa tonga d otrinona ny salon ...alefako volanao avy eo ...tapitra ny resaka 😂tena oe tsy nisy fiahiahiana lay olona na kely aza ☺️❤️

mankasitraka foana nahatoky reto an ...
dia mbola mandray commande hatrany

page : MI'CRéA meubles

lieu : Sabotsy Namehana
contact : 0346098040 (disponibilités sur WhatsApp)

salon tsara kalitao disponible de suite ❤️azo antoka ny fahatezany ❤️6 places ❤️simili cuir ❤️vitafoam sgc ❤️tsy misy fa...
20/01/2026

salon tsara kalitao disponible de suite ❤️
azo antoka ny fahatezany

❤️6 places
❤️simili cuir
❤️vitafoam sgc
❤️tsy misy fatikazo

lieu : Sabotsy Namehana
contact : 0346098040 (disponible sur WhatsApp)

afaka jerena mivantana
manao livraison
mandefa faritra

31/12/2025
mirary fety sambatra ho antsika rehetra ny pejy ☺️Dia samia ahatratra ny farany sy ny taona vaovao 😘aza adino ..tsy mifi...
25/12/2025

mirary fety sambatra ho antsika rehetra ny pejy ☺️Dia samia ahatratra ny farany sy ny taona vaovao 😘
aza adino ..tsy mifidy fotoana ny fandraisana commande sy ny fanaovana livraison an ...
mankasitraka an'ireo rehetra efa nahatoky hatramin'izay ka hatramin'izao 🙏
dia mankasitraka sahady koa ho an'ireo izay handray anjara amin'ny manaraka 😀

Oufffff zay ity vao azo sary tsara fa niandry tapis sy rideaux ny tompony 🥰🥰🥰🥰🥰Commande vita hatrany ...de très haute qu...
12/12/2025

Oufffff zay ity vao azo sary tsara fa niandry tapis sy rideaux ny tompony 🥰🥰🥰🥰🥰

Commande vita hatrany ...de très haute qualité hatrany ...
Eponge forte densité
Tissu Eureka
Mankasitraka foana nametraka fahatokisana taminay

Mandray commande hatrany

Manao livraison
Mandefa faritra 🥰

0346098040
Sabotsy namehana
Page : MI'CRéA meubles

Address

Antananarivo

Telephone

+261346098040

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MI'CRéA meubles posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share