Bambino Store

Bambino Store Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bambino Store, Shopping & retail, Amboanjobe, Antananarivo.

🎒🔥 MAMAN Ô,  📚👧👦👉 Raha mbola tsy feno ny akanjon'ny zanakao dia izao no fotoana hividianana! 😍👕✨ Akanjon'ankizy mpianatr...
06/09/2026

🎒🔥 MAMAN Ô, 📚👧👦
👉 Raha mbola tsy feno ny akanjon'ny zanakao dia izao no fotoana hividianana! 😍
👕✨ Akanjon'ankizy mpianatra
💖 Modely tsara tarehy
👌 Kalitao tsara
💰 Prix abordable
📏 Taille maro no misy
Tongava mp na antsoy ny 034 86 793 71

Livraison partout à Madagascar

04/09/2026
🚨 MAMAN, TONGA ILAY NANDRASANA🚨😍Akanjon’ankizy tsara tarehy sady mora no eto! 👶👧👦 Mety @ ankizy mpianatra ✨ Ho an’ny zaz...
02/09/2026

🚨 MAMAN, TONGA ILAY NANDRASANA🚨😍
Akanjon’ankizy tsara tarehy sady mora no eto! 👶👧👦 Mety @ ankizy mpianatra
✨ Ho an’ny zazavavy sy zazalahy
✨ Taona samihafa
✨ Modely maro isafidianana
💝 Vidiny tsy mampitomany portefeuille! 😂
📩 Alefaso MP raha misy mahaliana anao.
Na antsoy ny 034 86 793 71



Reto indray ny manaraka ary e! 👇👇Mbola mivadibadika ny andro  fa tsara raha manao mafana foana ny ankizy. 🧥🧥Ireto misy  ...
28/08/2026

Reto indray ny manaraka ary e! 👇👇
Mbola mivadibadika ny andro fa tsara raha manao mafana foana ny ankizy. 🧥🧥
Ireto misy kely 👍♥️Sady afaka entina mianatra no entina mivavaka.
Amin'ny vidiny 15000ar monja
Afaka mandefa mp na tonga dia miantso ny
📞034 86 793 71
Livraison partout à Madagascar



Ho avy zao ilay   ry maman 🥰📚 Ka sao dia mbola tsy vonona ny akanjon’ny zanakao eee ? 😍Aza miandry ela vao mitady akanjo...
25/08/2026

Ho avy zao ilay ry maman 🥰📚 Ka sao dia mbola tsy vonona ny akanjon’ny zanakao eee ? 😍
Aza miandry ela vao mitady akanjo an! ❤️ Efa misy eto ny akanjon’ankizy tsara tarehy tena mety 👕👗✨
👧 Ho an’ny ankizivavy
👦 Ho an’ny ankizilahy
💰 Ary amin’ny prix tena abordable, mety tsara amin’ny budget-n’ny maman sy papa 🥰
+ zanaka falifaly = rentrée réussie❤️🎒
Prix : 15000ar monja
Contact: 0348679371

31/07/2026

👶✨ Chez Bambino Store, notre mission est de proposer des vêtements pour bébés et enfants de haute qualité 🌟, élégants 👗, confortables 🧸 et à des prix accessibles 💙 pour tous les parents 👨‍👩‍👧‍👦.
🛍️ Parce que chaque enfant mérite le meilleur. 💖

👶✨ Très bientôt chez Bambino Store !

Address

Amboanjobe
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bambino Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share