18/11/2025
Salama daholo tsika rehetra ee🖐
Elaela tato zay tsy nisy activité ka zao de miverina actif ndray ny page Chic’Inako 😊
Alohany hamoahatsika an’ikay arrivage ato ary de aona ny fahitatsika ny qualité an’ilay tee-shirt ?
Manaova presence kely ary hoe zay efa manana ka afapo😇
✅️hisy ny arrivage maromaro havoakatsika ann ka aza miala fona ny atsika.