The Dove United

Call Directions Contact the business

The Dove United " Ankino amin'ny Jehovah ny asanao ,dia ho lavorary izay kasainao"

-Ohabolana 16:3 🤍

  malagasy🔥  mamay sy mandoro🥵  -prix🤩  Dove United ♥️
07/03/2024

malagasy🔥

mamay sy mandoro🥵

-prix🤩

Dove United ♥️

13/02/2024

"Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany."
Jeremia 29:11❤️

-Efa manana" destinée" milay be ho antsika zanany ny dadatsika❤️
-Aza miankina be fahatany amin'ny fahaizanao na ny olona fa voafetra daholo izany 😌
-Tsy midika anefa izany fa hoe tsy hiasa na tsy hanao zavatra fa andao hianatra hiara-dia amin'ny fanahy masina ao anatin'ireny aditsika be dia be ireny ,andao hianatra hanovo hery ao aminy.
-Manolo-tsaina ny Tompo na amin'io asanao io na amin'io fianaranao io, eo ny stratégie , marketing, méthode d'apprentissage sns fa hafa mihitsy ilay tarihin'ny fanahy masina, mifameno ao aminy ny zavatra rehetra 🥰

Peace jiaby✌️

Avec des articles toujours personnalisables😎✨*Tagueo eto ny @1 anao ,dia tokony mividy sac iray ho anao izy🤪✨
01/02/2024

Avec des articles toujours personnalisables😎✨

*Tagueo eto ny @1 anao ,dia tokony mividy sac iray ho anao izy🤪✨

Où vous voulez 🌚Quand vous voulez 🌝Et surtout comme vous voulez ✨Toujours avec des sacs raphias personnalisables,votre m...
25/01/2024

Où vous voulez 🌚
Quand vous voulez 🌝
Et surtout comme vous voulez ✨

Toujours avec des sacs raphias personnalisables,votre mode,votre choix 😎

Soyez stylé avec nos accessoires vita malagasy 😉✨Un sac en raphia avec une bandoulière en cuir et avec vos initiales 🤩N'...
24/01/2024

Soyez stylé avec nos accessoires vita malagasy 😉✨

Un sac en raphia avec une bandoulière en cuir et avec vos initiales 🤩

N'oubliez pas notre chapeau pour compléter le look😜

Misaotra an'ny Madame Mi nanjifa tato amin'ny The Dove United sy ny amin'ny fahatokisana🤗✨Ilay poketra voalohany modèle ...
09/10/2023

Misaotra an'ny Madame Mi nanjifa tato amin'ny The Dove United sy ny amin'ny fahatokisana🤗✨

Ilay poketra voalohany modèle namboarina ho azy manokana🤩❤️, ary ilay faharoa Brigitte 2.0🤣😉

Mbola mandray ny commande nareo hatrany izahay🥰

Cadeauuuu mamy beeee ho an'ity vehivavy manja kely ityyy🥰 Ireo namany akaiky efa sahala amin'ny zandry no nandefa azy an...
25/09/2023

Cadeauuuu mamy beeee ho an'ity vehivavy manja kely ityyy🥰

Ireo namany akaiky efa sahala amin'ny zandry no nandefa azy anio, ho an'ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany 🤩🥳❤️

Misaotra anareo nahatoky ny vokatra ny The Dove United ✨

PS: olona any alavitra be any Congo ary ry ireto anisany manjifa , aza miandry ela be sao diso anjara🤣🤪

Ela ela tokoa izay fa indreto indray ary ny vokatra manaraka eh 🤩✨Des boucles d'oreilles trop mim's 😍 de plus à mini-pri...
12/09/2023

Ela ela tokoa izay fa indreto indray ary ny vokatra manaraka eh 🤩✨

Des boucles d'oreilles trop mim's 😍 de plus à mini-priiiiix 😉

Passez vos commandes 😘

12/08/2023

SAC RAPHIA seulement à 35000 ar🥰

Passer vos commandes ✨

Address

Ambatoroka Ambony
Antananarivo
101

Telephone

+261388420242

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when The Dove United posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to The Dove United:

Shortcuts

Share