22/04/2026
CALCIUM NATORALY
Mikorontana ny fiasan'ireo singa ao anaty vatana rehefa tsy ampy calcium ny olona iray. Mety harary nify foana, malemy taolana, mora handairan'ny aretina...sns. Ity misy astuce hanampy anao ho be calcium.
• ZAVATRA ILAINA
Akondro 1
Tamenak’atody
Citron 1
Fromage 1
Tantely 1 sotro
• FAMPIASANA AZY
Afangaro tsara ireo akora rehetra ireo (tsara raha mixena). Rehefa vita izay dia hohanina avy hatrany aorian'ny sakafo maraina na atoandro.
• FANAMARIHANA
Tsara ho an'ny olona 5 taona miakatra ity astuce ity. Ary atao mandritra ny herinandro, ary atao in-1 mandeha isan'andro.
Zarao amin'ny namana ity torolalana ity sao mahasoa azy. Aza adino manaraka ny pejy isan'andro fa betsaka ireo torolalana zaraina eto.