Zaitra melie

Zaitra melie Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zaitra melie, Shopping & retail, Antananarivo.

Ireto ndray misy modele maro azo isafidianana!Robe chic africain😍Afaka manao commande avy hatrany rah toa ka misy mahali...
08/01/2023

Ireto ndray misy modele maro azo isafidianana!
Robe chic africain😍
Afaka manao commande avy hatrany rah toa ka misy mahaliana anao😊
Afaka manao commande ihany koa amizay modèle tinao atao😍
Na antsoy ny laharana:0345027629

Miarahaba ho antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao ity indray !hitondra soa sy fahombiazana ho antsika rehetra ani...
08/01/2023

Miarahaba ho antsika rehetra nahatratra ity taona vaovao ity indray !hitondra soa sy fahombiazana ho antsika rehetra anie ity taona vaovao ity!
Voalohany indrindra dia misaotra anareo sahady izay ato am pejy zaitra melie ny am fahatokisanareo anay.natao moa izy ty ho fanomezana fahafam-po sy hizarana izay vokatra entinay aminareo.
Manarak'izay ho anao izay maniry te hanamboatra ankanjo araka izay tina de afaka mandefa hafatra miafina na antsoy ny laharana :0345027629.
Fahareo

Address

Antananarivo

Telephone

+261345027629

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zaitra melie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share