28/10/2025
Salama daholo ndray e!!👋👋
Tena ela be tsika tsy nihaona e, dia tonga ndray izahay a, hitondra ny tsara ho anareo hatrany...😍🥰
Ireto ndray ny GOURDE, THERMOS antsika😊😊
Amin'ilay kalitao nahafantarantsika azy hatramin'izay:
Mafy sy mateza✅️✅️
Mitana hafanana be✅️✅️
Vidiny mirary hatrany✅️✅️
Manao livraison (manomboka 4000ar), mandefa any amin'ny faritra koa.🥰
Aza misalasala ary miditra MP e...🥰