Fiti chic

Fiti chic Abonnez-vous et découvrez le chic à petit prix 💫

Ireto ny gagnantes tsika tamin’ilay kilalao 🎉🥳Afaka miditra MP ianareo tompoko 😊Araho tsy tapaka ny pejy fa mbola hisy l...
23/05/2026

Ireto ny gagnantes tsika tamin’ilay kilalao 🎉🥳
Afaka miditra MP ianareo tompoko 😊
Araho tsy tapaka ny pejy fa mbola hisy lalao maro isan-karazany ho avy ❤️

💡Torohevitra kely ho an’izay mandeha miasa na mianatra isan’andro 🍱😊Amin’izao fotoana izao dia tsara kokoa raha mitondra...
19/05/2026

💡Torohevitra kely ho an’izay mandeha miasa na mianatra isan’andro 🍱😊
Amin’izao fotoana izao dia tsara kokoa raha mitondra sakafo avy any an-trano 😍
✅ Azo antoka ny fahadiovany
✅ Mitsitsy vola kokoa
✅ Afaka misafidy sakafo izay tianao sy mahasalama ianao 😊
Indraindray mantsy ny sakafo eny amoron-dalana eny tsy fantatra tsara ny fahadiovany 😔
Fa raha mitondra sakafo ao anaty lunch box thermos ianao dia mbola mafana tsara ny sakafo mandritra ny ora maro 🔥 sady mora entina na aiza na aiza 🤗
✨ Tena pratique ho an’ny mpiasa, mpianatra, voyage na pique-nique 😍
🛍️ Izahay eto amin’ny Fiti Chic dia mivarotra Lunch box thermos inox tsara qualité 🥰
🍱 4 étages
👉 Grande capacité : 2.8L
👉 Mitazona hafanana ela
👉 Mora entina
🎉 Vidiny : ❌30 000Ar❌ ihany
🚚 Livraison GRATUITE manerana an’i Tana 😍
⚡ Jifao aingana fa tolotra mandalo ihany io 😊
📩 Abonneo ny pejy mba tsy ho tara amin’ny promotion sy nouveauté manaraka 🤍

💡Torohevitra hikarakarana tsara ny gourde thermos  💧☕ Tena mety amin’izao toetr'andro izao ny misotro zava-pisotro mafan...
18/05/2026

💡Torohevitra hikarakarana tsara ny gourde thermos 💧
☕ Tena mety amin’izao toetr'andro izao ny misotro zava-pisotro mafana
Ny fisotroana rano ampy dia manampy amin’ny fanalana poizina ao amin’ny vatana ary manampy ny fahasalamana amin’ny ankapobeny 😊
💧 Na aiza na aiza alehanao dia ilaina foana ny misotro rano matetika.
Mba hitazonana ny gourde ho tsara sy hitahiry hafanana ela kokoa 🔥 :
✅ Sasao amin’ny rano mafana aloha ny ao anatiny alohan’ny hametrahana zava-pisotro mafana
✅ Sasao isaky ny avy ampiasaina
✅ Aza mampiasa zavatra maranitra hanadiovana azy sao mikiky ny ao anatiny.
✅ Avela ho maina tsara vao akatona
✅ Diovy matetika amin’ny rano matimaty sy vinaigre kely
✨ Raha karakaraina tsara dia mijanona ho madio sy tsara tarehy ary maharitra ela ny gourde thermos 😍

🛍️ Ary izahay eto amin’ny Fiti Chic dia mivarotra gourde thermos INOX tsara kalitao amin’ny vidiny mirary 🥰
🎉 Promotion be : 27 000Ar ihany
🚚 Livraison gratuite oui LIVRAISON GRATUITE (TANA)
⚡ Jifao aingana fa tolotra mandalo ihany io

✨❌10 000Ar❌ / 12 pièces✨✅Sotro sy fourchette volamena✨👉Sotro 12 pièces = 10 000Ar👉Fourchette 12 pièces = 10 000Ar🎁 Mety ...
17/05/2026

✨❌10 000Ar❌ / 12 pièces✨
✅Sotro sy fourchette volamena✨
👉Sotro 12 pièces = 10 000Ar
👉Fourchette 12 pièces = 10 000Ar
🎁 Mety tsara atao cadeau ho an’i maman sady mora 😍✨
✅ Lot complet 24 pièces
(sotro + fourchette) = ✨18 000Ar

✨Prix mora be foana 🤗✨❌27 000Ar❌✅Gourde thermos INOX 316✅👉Grande capacité : 1L👉Misy passoir intégré 😍👉Mitazona hafanana ...
17/05/2026

✨Prix mora be foana 🤗✨
❌27 000Ar❌
✅Gourde thermos INOX 316✅
👉Grande capacité : 1L
👉Misy passoir intégré 😍
👉Mitazona hafanana ela be ♨️❄️

❌15 000Ar❌✅Lambahoany HAFA IHANY I MAMA✅👉Matevina  😍👉Grande taille : 1.5m × 1.2m👉Couleur dispo : rouge ❤️ sy vert 💚
17/05/2026

❌15 000Ar❌
✅Lambahoany HAFA IHANY I MAMA✅
👉Matevina 😍
👉Grande taille : 1.5m × 1.2m
👉Couleur dispo : rouge ❤️ sy vert 💚

🎉💸 JEU JP CRÉDIT 💸🎉📌 Fitsipika tsotra be :✅ Ataovy “J’aime” na “Suivre” ny page✅ Partageo en public ity publication ity✅...
16/05/2026

🎉💸 JEU JP CRÉDIT 💸🎉
📌 Fitsipika tsotra be :
✅ Ataovy “J’aime” na “Suivre” ny page
✅ Partageo en public ity publication ity
✅ Inviteo namana 5 hilalao
🏆 Olona 5 tsara vintana no hahazo :
🎁 Crédit surprise 📱💰
⏰ Hifarana amin’ny Samedi 23 Mai ny lalao ka mazotoa milalao ary fa mety ianao no ahazo 😍🔥
Fiti chic

10 000Ar ❌✅ GOURDE LAPIN EN VERRE ✅✨ 380 ml✨ Matevina be😍 Sady mignon no solide be
16/05/2026

10 000Ar ❌
✅ GOURDE LAPIN EN VERRE ✅
✨ 380 ml
✨ Matevina be
😍 Sady mignon no solide be

❌ 12 000Ar ❌✅ GOURDE EN VERRE ✅✨ Sous carton✨ Contenance : 400 ml
16/05/2026

❌ 12 000Ar ❌
✅ GOURDE EN VERRE ✅
✨ Sous carton
✨ Contenance : 400 ml

❌ 5 000Ar ❌✅ MIROIR DE TABLE AVEC CADRE EN BOIS NATUREL BIEN TRAITÉ ✅✨ Matevina tsara
16/05/2026

❌ 5 000Ar ❌
✅ MIROIR DE TABLE AVEC CADRE EN BOIS NATUREL BIEN TRAITÉ ✅
✨ Matevina tsara

❌ 10 000Ar ❌✅ LUNCH BOX + GOURDE ✅
16/05/2026

❌ 10 000Ar ❌
✅ LUNCH BOX + GOURDE ✅

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiti chic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share