By Fenohasina

By Fenohasina Vendeur en ligne pour tous ! 🌟

20/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Hiantsa Nirina Fitiavana, Rũbï Nãh
🥰🥰

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🤗🥰🌲Samy ho tahiana aby ♥️
25/12/2024

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🤗🥰🌲
Samy ho tahiana aby ♥️

Efa manakaiky dia manakaiky ny fety 🤗🤗🤗Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 😘😘
16/12/2024

Efa manakaiky dia manakaiky ny fety 🤗🤗🤗
Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra 😘😘

14/12/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Manarabe Andro, Ryia Ryia

♥️🥰🥳

Dia otrizao mintsy 🤧🥱🤣🤣🤣Bonjour daholo namako isany 🥰Nanao ahoana ny week-end ??😌Alatsinainy sahady ity ny andro 🙃ndao a...
11/11/2024

Dia otrizao mintsy 🤧🥱🤣🤣🤣

Bonjour daholo namako isany 🥰
Nanao ahoana ny week-end ??😌
Alatsinainy sahady ity ny andro 🙃ndao asiana tsikitsiky vao maraina kannn🥺🤣

Bonsoir daholo🥰🥰Androany voalohan'ny volana novambra dia te hisaotra anareo rehetra izay nanaraka hatrany ny pejy By Fen...
01/11/2024

Bonsoir daholo🥰🥰
Androany voalohan'ny volana novambra dia te hisaotra anareo rehetra izay nanaraka hatrany ny pejy By Fenohasina sy izay rehetra efa nanjifa sy mbola hanjifa ihany ko 😁😊♥️
Feno "1 Taona" tokoa ny PEJY BY FENOHASINA 🥺🥰♥️
Voalohany misaotra an'Andriamanitra nitarika sy nanampy ary koa misaotra antsika rehetra izay manaraka ny pejy 🙏😍
Hiezaka hatrany izahay hanolotra zava -baovao sy tsara sy miavaka eto amin'ny pejy,hanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa ♥️
Mirary soa ho antsika rehetra indrindra amin'izao fetin'ny FILAZANTSARA izao
Bonne nuit daholo dia araho hatrany ny pejy fa efa manomana zava-baovao izahay ho anareo
Bisous bisous 😘😘🥰♥️

30/10/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! ANTSANYA RNA, Fåh Nēkëna
🥳🥳💐💐

Coucou les filles 🥰Efa mafana zany andro zany e??😁somary mivadibadika eo fa nentsika KO mandeha foana ny manao manjamanj...
26/10/2024

Coucou les filles 🥰
Efa mafana zany andro zany e??😁somary mivadibadika eo fa nentsika KO mandeha foana ny manao manjamanja 😏🥰sa ahoana ???
Efa ho avy ny arrivages fa hanao destockage Kely zahay
Ireto haut reto : taille S M/couleur noir et blanc ou bleu et blanc ♥️
Alefa :4000 ar au lieu de 10000 ar
Araraoty 🤗🥰
Tsy misy tahaka ity fa araraoty 🤩

03/10/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jonathan Rakotoarijaona, Chez Läläinä, Fanomezantsoa Maevah
🎉🎉♥️♥️🥰🥰

Coucou daholo indray ooo 😍😘Liquidation 🔥🔥🔥✨✨Tout à 20.000 Ar (Livraison inclue pour centre ville) ✨✨
24/09/2024

Coucou daholo indray ooo 😍😘
Liquidation 🔥🔥🔥
✨✨Tout à 20.000 Ar (Livraison inclue pour centre ville) ✨✨

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Fenohasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share