03/05/2023
❗💖Condition Générale de Vente 💖❗
Manasa antsika ary hamaky ireto fitsipika kely ireto e 🙂
👉 Rehefa anao "commande" ianao dia manaova "JP" eo amin'ilay sary tianao alaina.
👉 Hamafiso any amin'ny message privé izany avy eo.
👉 Alefaso ao @ MP ny toerana misy anao sy ny numéro Téléphone.
👉Raha androany ianao no manao commande dia ny ampitso no aterina ny entanao.
👉 Ny frais de livraison dia 3000 Ar raha centre ville ary mitombo arakaraka ny halaviran' ny toerana.
👉 Ny entana efa lafo dia tsy afaka averina intsony, raha tsy mahafapo kosa dia averina eo no eo ary mandoha ny frais de livraison ihany.
👉 Ny fomba fandoavana vola dia en espèce: vidin'ilay entana + frais de livraison na Mvola: vidin'ilay entana + frais de retrait mvola + frais de livraison.
Mankasitraka tompoko 😊🌷
🌼 Mère Si ! 🌼