Les Choix de Mi

Les Choix de Mi 🌿Tu sais…
Derrière chaque papeterie que tu reçois, il y a un peu de mes nuits blanches, un peu de mes rêves, beaucoup de mon cœur ❤️

🌿Nanao ahoana ny fahitanareo ny accessoires clean girl no lancer tsika tamin'ny 2025 teo 😋Mbola ho asiatsika ve amin'ny ...
07/01/2026

🌿Nanao ahoana ny fahitanareo ny accessoires clean girl no lancer tsika tamin'ny 2025 teo 😋

Mbola ho asiatsika ve amin'ny arrivage manaraka sa karakôry ? ❤️

🌿Ponaaannééééé très très très en re**rd les gens 🥰Tena hoe zay nenay vao bonne année satria dia vao nanomboka ny taona d...
03/01/2026

🌿Ponaaannééééé très très très en re**rd les gens 🥰

Tena hoe zay nenay vao bonne année satria dia vao nanomboka ny taona dia niasaasa kely teny amin'ny hopitaly teny kalouny... La vie aloha avant tout 😎

Dia mba ho taona milay be ho antsika ity 2026 ity ... Hitondra fahombiazana be dia be dia mirary antsika ho salama foana indrindra indrindra ❤️

Mety hisy organisation vitsivitsy hiova amin'ity taona ity satria tena mihatery andro aman'alina mo ny planning ako... Fa hitatsika eo foana ny andaminana azy e 🫶

Bisous ❤️

🌸J-4 | VENTE EXPO 🌸Efa ety indray izahay miandry anareo 🥰😜tongava maro fa efa ianareo sisa no andrasana 🤭😍Izahay efa par...
23/12/2025

🌸J-4 | VENTE EXPO 🌸

Efa ety indray izahay miandry anareo 🥰😜tongava maro fa efa ianareo sisa no andrasana 🤭😍
Izahay efa paré sady efa vitsy2 ny entana 😜😜tongava marooo🥰✨

📌 zaridainan'Antaninarenina | stand 38

🎀TELO (03) SISA NY PINCE NOEUD 🎀Mbola tsy nisy tao anatin'ny enimpolo taona hoe lany 2 Andro ny entana 😂Merciii nama a ❤...
20/12/2025

🎀TELO (03) SISA NY PINCE NOEUD 🎀

Mbola tsy nisy tao anatin'ny enimpolo taona hoe lany 2 Andro ny entana 😂

Merciii nama a ❤️... Dia ho an'iza zany reto telo reto e ?

🌸J-2 | VENTE EXPO 🌸Efa ety indray izahay vonona handray anareo 😋... Hiraka hivanitika tsika, eto ko hi conseiller anareo...
20/12/2025

🌸J-2 | VENTE EXPO 🌸

Efa ety indray izahay vonona handray anareo 😋... Hiraka hivanitika tsika, eto ko hi conseiller anareo sy hanampy anareo hanao choix satria tsapako be le hoe tsitako ze alaina fa tiako be daholo 😂

Dia tongava aloha2 fa ny pince zao ato efa commence vitsy 🥹

📌 zaridainan'Antaninarenina | stand 38

🍒J-J | VENTE EXPO BLOOMING GIRLS 🌸Tsy hoe repos zany eo fa tonga dia go tsika ety amin'ny zaridainan'Antaninarenina 😋Efa...
19/12/2025

🍒J-J | VENTE EXPO BLOOMING GIRLS 🌸

Tsy hoe repos zany eo fa tonga dia go tsika ety amin'ny zaridainan'Antaninarenina 😋

Efa ato daholo ny article papeterie izay nahafantatanareo anay sy ny article clean girl kely ❤️

✅Izay tonga manjifa voalohany dia mahazo 5 stickers gratuit
✅Izay manao rose kosa dia mahazo 3 stickers 😋

📌 zaridainan'Antaninarenina
Stand 38

Miaraka aminay ety ihany koa i Arthea.mg izay manao ohatran'iny sac banane keliko iny sady moraaaaaaaa 🤫
I Mya.H ihany koa manao ireny Tshirt personnalisé ireny... Misy t-shirt motivation kely mba mi boost ny mood tsika ❤️

💐J'ai passé 6 ans à la fac... Pas 6 mois... Pas 6 semaines6 ans ... 🥹Dia tapitra izy ty, vao étape iray izay no vita fa ...
18/12/2025

💐J'ai passé 6 ans à la fac... Pas 6 mois... Pas 6 semaines
6 ans ... 🥹

Dia tapitra izy ty, vao étape iray izay no vita fa efa étape ray ngeza be nefa... Tsy mora ny niatrika an'izay taona maro be izay maika mo fa nenjehina daholo asa, varotra etc nefa vita ihany... Ary tena hoe faly satria nivaly ny ezaka natao ❤️

Tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto reto a... Rehefa ao ilay finiavana dia mety foana io 🫶

Dia miarahaba ny namana rehetra, indrindra ireo namana mpiara-mianatra no sady mpandraharaha ihany koa 😘

Vita iny aloha fa hiverina hifantoka tanteraka ato amin'ny pejy amin'izay rehefa avy nangingina andro maro2 ... Hiaona isika rahampitso 🥹🥰

✅ zaridainan'Antaninarenina
✅ Stand n°38

🍒Andro sisa no isaina dia hifankahita indray isika 😋Hiaraka anaty monde tsara kely indray isika... Sady tsy Les Choix de...
15/12/2025

🍒Andro sisa no isaina dia hifankahita indray isika 😋

Hiaraka anaty monde tsara kely indray isika... Sady tsy Les Choix de Mi rery no ho eny a fa misy namana hafa koa ❤️

Mety ho iza ary ilay hiaraka stand aminay amn'io 😋

Efa raikitra sahady ary hoa ny fangalarana départ ato 🥰 betsakabetsaka izay no livrer-na fin de semaine izay....marina m...
14/12/2025

Efa raikitra sahady ary hoa ny fangalarana départ ato 🥰 betsakabetsaka izay no livrer-na fin de semaine izay....marina mafy raha hisy ho hataotsika am vente expo tsony 😭😂

Nen'ny sasany zany moa dia mbola eny ampanidinana ilay izy d'efa hoe hi-reserver-o aloha 🥹
Misy d'efa abonnée mitsy isam-bolana ah tsy maitsy mahita ny tavany ao am MP 😂

Fa izay ilay tena tsy hahafoizako anareo izay ❤️

🍒LIPGLOSS PAGE VINE 🍒Tena hoe raha misafidy ah dia ty no tiako noho ilay Rhode 🥹... Maniiitra be farakze 😋Misy parfums 4...
11/12/2025

🍒LIPGLOSS PAGE VINE 🍒

Tena hoe raha misafidy ah dia ty no tiako noho ilay Rhode 🥹... Maniiitra be farakze 😋

Misy parfums 4 :
🍪Cocoa Cookie
🍈Melon pop
🍓Strawberry milk
🍬Candy Lane

Eny amin'ny vente expo nareo afaka mifofona tsara sady manandrana izay teinte mety aminareo 😋

✅20.000 ar / pcs

🌸NOTEBOOK BLOSSOM | DISPO DE SUITE 🌸Ity ary fa tonga amizay ilay izy tena hoe tiako loatra 🤤✅ 100 pages✅ Feuilles à lign...
11/12/2025

🌸NOTEBOOK BLOSSOM | DISPO DE SUITE 🌸

Ity ary fa tonga amizay ilay izy tena hoe tiako loatra 🤤

✅ 100 pages
✅ Feuilles à lignes + feuilles à point
✅ 25.000 ar / pcs

🍒 ACCESSOIRES CLEAN GIRL | ÉDITION LIMITÉE 🍒 Ireto indray ary no ho hitanareo eny amin'ny stand numéro 38 ny 19 au 24 dé...
10/12/2025

🍒 ACCESSOIRES CLEAN GIRL | ÉDITION LIMITÉE 🍒

Ireto indray ary no ho hitanareo eny amin'ny stand numéro 38 ny 19 au 24 décembre ho avy zao 🫶

Ato aloha mijery2 dia manao Choix 😋

Address

Antananarivo

Telephone

+261324366633

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Les Choix de Mi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share