Iraka Sarobidy

Iraka Sarobidy Vos versets bibliques préférés en tableaux. Bienvenue!🤗

Tsy misy tsara omena an'i neny toa ireto soratra ireto, satria ny soratra mitoetra.❤️Tableaux en PVC, 40x30cm amin'ny vi...
22/05/2024

Tsy misy tsara omena an'i neny toa ireto soratra ireto, satria ny soratra mitoetra.❤️
Tableaux en PVC, 40x30cm amin'ny vidiny 20.000 Ariary.🤗 Manao livraison izahay manomboka amin'ny 3.000 Ariary arakarakin'ny toerana.😊
Afaka personnaliser-na amin'izay sary tianao na sarin'i mamanao.🤩
Tsidiho ny pejy fa mbola maro ny modèles ao.🙏🏻
Midira MP avy hatrany raha misy mahaliana na antsoy ny 0341144192.📞

Mbola ato foana izahay an!🤗 20.000 Ariary hatrany ny vidin'ny tableau 40x30cm, tsara tarehy misy teny Masina!🤩 Tsidiho n...
22/05/2024

Mbola ato foana izahay an!🤗 20.000 Ariary hatrany ny vidin'ny tableau 40x30cm, tsara tarehy misy teny Masina!🤩 Tsidiho ny pejy fa mbola maro ny modèles ao.🥰

💟 PROMOTION SPÉCIALE SAINT VALENTIN 💟 15.000 ARIARY AU LIEU DE 20.000 ARIARY 💟 15.000 ARIARY DIA EFA MAHAVIDY ZAVATRA TS...
10/02/2024

💟 PROMOTION SPÉCIALE SAINT VALENTIN 💟 15.000 ARIARY AU LIEU DE 20.000 ARIARY 💟 15.000 ARIARY DIA EFA MAHAVIDY ZAVATRA TSARA ATO AMINAY.💟

❣️Araraoty fa 15.000 Ariary no amoahanay ny sarinao sy ny olon-tianao ho lasa tableau tsara kely vita amin'ny PVC, asiana soratra izay tianao rehetra amin'izao akatoky ny Saint Valentin izao.😍

❣️ Ireo ambany ireo ihany koa misy modèles vitsivitsy, idéales pour cette journée de l'amour.💘

❣️ Aorian'ny 48 ora nanaovana kaomandy ny hanateranay azy ka dieny izao dia efa ataovy ny anao amin'ny MP na antsoy ny 0341144192 sao tsy tratra amin'ny fety! 😜

❣️ Afaka asiana rivets anantonana ilay tableau amin'ny vidiny 1000 Ariary.🤗

❣️ Ny livraison dia manomboka amin'ny 3000 Ariary arak'izay toerana misy anao.😇

❣️Afaka misafidy refy ianao ary miova arak'izay ny vidiny ary ireo modèles ambany ireo koa afaka ovaina amin'izay tianao.🤔

Tadidio fa ny raozy mety halazo ary ny chocolats mety lany fa ny soratra sy ny sary dia mitoetra.💌

❤️

👋🏻 20.000 Ariary fotsiny ireto tableaux ireto raha tianao.🤩🎀 40x30cm ny refiny.📏🎀 Ny fanantonana azy dia rivets na adhés...
07/11/2023

👋🏻 20.000 Ariary fotsiny ireto tableaux ireto raha tianao.🤩
🎀 40x30cm ny refiny.📏
🎀 Ny fanantonana azy dia rivets na adhésif double face, 1000 Ariary ny vidiny.😊
🎀 Vita amin'ny PVC daholo, mafy, tsy mora maloto na simba.😉
🎀 Afaka personnaliser-na, na ny refy na ny sary na soratra dia miova arak'izay ny prix.🤔
🎀 Manao plaque publicitaire izahay ho anao manana orinasa kely.😊

Efa maro ireo afa-po fa aza misalasala mintsy. Ao amin'ny pejy ihany koa dia mbola feno modèles maro azo hisafidianana tsara.😍

Manao livraison izahay, à partir de 3.000ar selon le quartier, mandefa any amin'ny faritra ihany koa.🏖️

MP ou 0341144192.📞📲

❤️

Ianareo koa aza misalasala raha te hampanao logo na plaque publicitaire.😊Un grand merci à Hermie.MG pour leur confiance....
29/10/2023

Ianareo koa aza misalasala raha te hampanao logo na plaque publicitaire.😊
Un grand merci à Hermie.MG pour leur confiance.💌🙏🏻❤️
Tsidiho ny pejiny sao misy mahasoa anao.🤗
Ny pejinay koa feno mety ahaliana anao.🤗

👋🏻Te hanana an'ireto tableaux ireto ve ianao?🖼️  Sa te hampanamboatra tahaka ireo?🤔 Aza mitady lavitra fa ireto misy ami...
22/10/2023

👋🏻Te hanana an'ireto tableaux ireto ve ianao?🖼️ Sa te hampanamboatra tahaka ireo?🤔 Aza mitady lavitra fa ireto misy amin'ny vidiny : 🎉20.000 Ariary fotsiny!😲

‼️Tsy izany ihany anefa fa omenay safidy ianao amin'ny sary mihoatra ny 20 izay afaka asianao Teny Masina izay tianao mintsy amin'ny vidiny 25.000 Ariary.‼️
☝🏻Sary izay hitanao miaraka amin'ireto sary ambany ireto, ireo tsy mbola misy soratra.😊

⭐ Ankoatran'ireo dia afaka mandefa sary tianao ianao, sarin'ny fianakaviana, sarinao, sary mariazy, sns avoaka tableau tsara tarehy miaraka amin'ny soratra safidinao na tsy asiana soratra.😁

⭐ Ary tsy mijanona eo fa raha toa ianao ka manana orinasa kely, na fianarana na fiangonana, salon de coiffure, sns dia afaka mampanao plaque publicitaire ato aminay ihany koa.📢

☝🏻 Efa maro ireo afapo ka aza misalasala ianao fa Sarobidy aminay tokoa ny Iraka hanome ny tsara ho anao.😉

⭐ Raha te hijery modely hafa ianao dia manasa anao izahay hitsidika ny pejy fa mbola maro be ny zavatra atolotray ao.🤩

🔷 30x40cm ny refin'ireo amin'ny sary, afaka misafidy refy ianao ary miova arak'izay ny prix.🤗
🔷 PVC izy ireo, mafy, tsy mora simba na maloto.🤗
🔷 Option en sus : rivets ou adhésif double face pour accrocher vos tableaux à 1000 Ariary seulement.😊
🔷 Boutique en ligne uniquement.😅
🔷 Service de livraison à partir de 3.000ar selon le quartier. Mandefa any amin'ny faritra koa izahay.🤗

Alefaso amin'ny hafatra miafina ary raha misy mahaliana na antsoy ny 0341144192.📞📥

❤️

👋🏻Vetivety anie ianao e! Misy Teny Masina nanamarika anao ve?🤔 Dia tianao avoaka tableau en PVC tahaka ireto?🖼️ Dia asia...
14/10/2023

👋🏻Vetivety anie ianao e! Misy Teny Masina nanamarika anao ve?🤔 Dia tianao avoaka tableau en PVC tahaka ireto?🖼️ Dia asiana sarinao na sarin'ny fianakaviana kelinao na sary fahatsiarovana.😍 Dia avy eo ataonao haingon-trano na ataonao fanomezana.🎁🏡

☝🏻Afaka ataonay soamantsara izany, amin'ny vidiny mirary. Efa maro ireo afa-po.😊

🎀 Ny dimensions itanao amin'ny sary dia 40x30cm fa afaka misafidy dimensions tianao ianao ary miova arak'izay ny prix.😊
🎀 Anao tanteraka ny safidy, na photo de famille tsotra, mariage, fiangonana, orinasa,... Dia ho avoaka tsara tarehy.🤩

Midira MP aingana ary na antsoy ny 0341144192.📞📥

🔷 Tableau en PVC, tsy mora simba na maloto.
🔷 Option en sus : rivets ou adhésif double face ametahana azy amin'ny rindrina. 1000 Ariary.
🔷 Livraison 48h après validation de la commande.
🔷 Livraison à partir de 3.000ar selon le quartier.

Ireo amin'ny sary ireo dia disponibles avokoa amin'ny vidiny 20.000 Ariary‼️
Ary mbola feno maro azo hisafidianana ao amin'ny pejy ka manasa anao hitsidika.🤗

❤️

👋🏻Ireto izao miavaka kely raha ataonao haingon-trano e?🤩 20.000 Ariary fotsiny ny anakiray amin'ireo!😮🎊 Jereo izay mety ...
09/10/2023

👋🏻Ireto izao miavaka kely raha ataonao haingon-trano e?🤩 20.000 Ariary fotsiny ny anakiray amin'ireo!😮
🎊 Jereo izay mety aminao, na maromaro ary fa teny Masina natao hankahery ireo, hiainana isan'andro.😁

‼️‼️Vakio tsara fa efa ireto ny momba azy:

🔷 Support : PVC. (Mafy kanefa maivana, tsy mora maloto na simba)

🔷 Dimensions : 40x30cm. (Raha tianao ovaina ny dimensions dia miova arak'izay ny prix)

🔷 Personnalisable. (Raha misy sary sy tenin'Andriamanitra nanamarika anao dia tongava miresaka fa ho avoakantsika tsara kely😁)

🔷 Option en sus : rivets ou adhésif double face. (Anantonana ilay tableau rehefa azo, 1000 Ariary / tableau ny vidiny)

Raha te hijery modely hafa be dia be ianao dia tsidiho ny pejy.🤗
Raha hanao commande dia midira ao amin'ny hafatra miafina na antsoy ny 0341144192.📞📥

Miandry anao ary izahay o!😉

❤️

👋🏻 Avia anie e, asehonay zavatra tsara kely!🥰Tableau en PVC misy teny Masina ireto, atao ao amin'ny chambre na birao na ...
03/10/2023

👋🏻 Avia anie e, asehonay zavatra tsara kely!🥰
Tableau en PVC misy teny Masina ireto, atao ao amin'ny chambre na birao na atao cadeau.🖼️🎁
👉🏻 20.000 Ariary fotsiny dia efa mahazo iray amin'ireo.😮 Tongava MP aingana.😄🏃‍♂️🏃‍♀️

⭐ Dimensions : 40x30cm. (Afaka misafidy dimensions ianareo dia miova arak'izay ny prix😊)

⭐ Support : PVC. (mafy kanefa maivana, tsy mora maloto na simba, tsy mila cadre intsony koa izy an!😊)

⭐ Personnalisable. (Raha te hisafidy sary sy soratra atao aminy koa ianao dia avoankantsika tsara be😊)

⭐ Option en sus : rivets na adhésif double face, 1000 Ariary/tableau (anantonanareo azy ao an-trano😊)

💌 Raha te ahita modèles hafa ianao dia jereo ao amin'ny pejy fa mbola be dia be ao! Concoctés par nous-mêmes, spécialement pour vous!😁📇

🔷 Manao livraison izahay, manomboka amin'ny 3000 Ariary, arakarakin'ny toerana misy anao.🏘️

👉🏻Raha ohatra ka hoe te hampanao plaque publicitaire n'ny orinasanao koa ianao dia eto koa izahay afaka manao azy.😁

💬Alefaso ny MP ary dia havaozy ny haingon-trano dia ataovy manome hery anao ireto tableau ireto.🤩
🤳🏼Ny laharana ahazona anay dia ny 0341144192.

❤️

👋🏻 Mijanona kely vetivety anie ianao dia jereo ny hakanton'ireto tableaux misy tenin'Andriamanitra ireto e!😍 Ho tianao e...
28/09/2023

👋🏻 Mijanona kely vetivety anie ianao dia jereo ny hakanton'ireto tableaux misy tenin'Andriamanitra ireto e!😍 Ho tianao ery izao ireo!🤩
👉🏻 20.000 Ariary fotsiny dia efa mahazo iray.😱

Ho anao izay maniry ny hanavao ny haingon-tranonao, te hiaina ny finoanao isan'andro, te hanome fanomezana miavaka ho an'ireo akaiky anao.🖼️🎁

⭐ Dimensions : 40x30cm, fa ianao afaka misafidy dimensions dia miova arak'izay ny prix.😊
⭐ Personnalisable. Afaka misafidy ny sary sy soratra atao aminy koa ianao. 😊
⭐ Support : PVC. Mafy, matevina, tsy mora simba na maloto. Sady tsy mila cadre intsony koa izy an !😊

Mbola feno maro be ao amin'ny pejy ao an!📇

Afaka manao publicité an'ny orinasanao ihany koa izahay, efa maro ireo afa-po.🤗

Midira ao amin'ny hafatra miafina ary na antsoy ny 0341144192. 📞📩

🔷 Livraison disponible à partir de 3.000ar selon le quartier.

❤️

👋🏻 20.000 Ariary fotsiny dia efa mahazo iray amin'ireto tableaux tsara tarehy misy soratra Masina ireto.🤩🖼️Atao haingon-...
22/09/2023

👋🏻 20.000 Ariary fotsiny dia efa mahazo iray amin'ireto tableaux tsara tarehy misy soratra Masina ireto.🤩🖼️
Atao haingon-trano na fanomezana, hiainana isan'andro.🎁🏡

⭐ Dimensions : 40x30cm, fa ianao afaka misafidy dimensions dia miova arak'izay ny prix.😊
⭐ Personnalisable. Afaka misafidy ny sary sy soratra atao aminy koa ianao. 😊
⭐ Support : PVC. Mafy, matevina, tsy mora simba na maloto.😊

Mbola feno maro be ao amin'ny pejy ao an!😍

Afaka manao publicité an'ny orinasanao ihany koa izahay, efa maro ireo afa-po.🤗

Midira ao amin'ny hafatra miafina ary na antsoy ny 0341144192. 📞📩

🔷 Livraison disponible à partir de 3.000ar selon le quartier.

❤️

Des versets bibliques sur des tableaux pour décorer ou à offrir en cadeau. 🖼️🎁 Mais quoi de mieux? 🤩Nous vous les vendon...
16/09/2023

Des versets bibliques sur des tableaux pour décorer ou à offrir en cadeau. 🖼️🎁 Mais quoi de mieux? 🤩

Nous vous les vendons à 20.000 Ariary seulement.😱

👉🏻 Dimensions 40x30cm.
👉🏻 Afaka misafidy dimensions ianao ary miova arak'izay ny prix. 😁
👉🏻 Afaka misafidy ny sary sy soratra atao aminy koa ianao (photo de famille, mariage, sns) ! Na koa manana orinasa kely ianao ka mila plaque publicitaire.🤔

🎀 Support : PVC. Natao ho mafy sy mateza, tsy mety rovitra ary tsy mora maloto sady matevina, 3mm d'épaisseur.🎴

Mbola feno be dia be ao amin'ny page fa anao sisa ny safidy.😍

Livraison disponible à partir de 3.000ar selon le quartier.

Midira MP avy hatrany raha misy mahaliana na antsoy ny 0341144192. 📩📞

❤️

Address

Antananarivo

Telephone

+261341144192

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iraka Sarobidy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Iraka Sarobidy:

Share