𝓞𝓻 𝓢𝓾𝓬𝓻é

𝓞𝓻 𝓢𝓾𝓬𝓻é Or Sucré pâtisserie en ligne. Créations uniques sur commande pour votre douceur précieuse. ✨

Izy no nahazo ny 2em lot antsika tamin’ilay lalao teo🥰🎂Arabaina i Mme Amboaranirina Korie nahazo ny 2em Lot tato amin’ny...
15/09/2026

Izy no nahazo ny 2em lot antsika tamin’ilay lalao teo🥰🎂

Arabaina i Mme Amboaranirina Korie nahazo ny 2em Lot tato amin’ny Or sucré🙏🏼🥰

Manasa anao hiditra Mp aminay tompoko🥰

⚠️ VENTE FLASH ⚠️ Dispo de suite androany ireto au choco iretoVitsivitsy fa aza tara😁Ao @ description an'ny sary ao ny p...
15/09/2026

⚠️ VENTE FLASH ⚠️
Dispo de suite androany ireto au choco ireto

Vitsivitsy fa aza tara😁

Ao @ description an'ny sary ao ny prix

🛵 Livraison Tana

⚠️ 🚨 Mbola ao daholo ve🚨⚠️Ireto misy model maromaro tsarakely efa novokarinay, dispo manomboka rahampitso👉 Ataovy dieny ...
14/09/2026

⚠️ 🚨 Mbola ao daholo ve🚨⚠️

Ireto misy model maromaro tsarakely efa novokarinay, dispo manomboka rahampitso
👉 Ataovy dieny izao ny commande izay liana

💰 Prix : Mora be
🛵 Livraison : Antananarivo

Mp ary ooooh🤗

Izy no nahazo ny Loka tamin’ilay lalao teo📣🎂Lot n•1 : Gateaux 10pers Deraina PriscaKoa arabaina ianao nahazo ny Loka tam...
11/09/2026

Izy no nahazo ny Loka tamin’ilay lalao teo📣🎂

Lot n•1 : Gateaux 10pers Deraina Prisca

Koa arabaina ianao nahazo ny Loka tamin’ity lalao ity🥰❤️

Manasa anareo hiditra Mp avy hatrany aminay
🫶🏼
Dia mankasitraka antsika rehetra niaraka nilalao dia aza miala alavitra fa hisy ny Jeu d’interraction azahoana gateaux isankerinandro😍

09/09/2026

Hello😍😍
Demain matin avoakantsika eto ny valin’ilay lalao an🥰
🔔📣

✨ Nouvelle semaine, nouvelles douceurs ! 🧁Chez Or Sucré, nous sommes prêts à réaliser vos envies gourmandes : gâteaux pe...
31/08/2026

✨ Nouvelle semaine, nouvelles douceurs ! 🧁

Chez Or Sucré, nous sommes prêts à réaliser vos envies gourmandes : gâteaux personnalisés, différentes créations et douceurs selon vos commandes.

📩 Commandes en MP
📞 +261 34 67 22 568

Or Sucré, la douceur qui fait plaisir à chaque bouchée ! 💕

Averintsika kely ito ho an’izay tsy Nahazo🥰😍Sady GATEAUX 2 be izao no zaraina an🎂😍😍         ❌❌GIVEAWAY OR SUCRÉ🎂❌❌🎁 Loka...
26/08/2026

Averintsika kely ito ho an’izay tsy Nahazo🥰😍

Sady GATEAUX 2 be izao no zaraina an🎂😍😍

❌❌GIVEAWAY OR SUCRÉ🎂❌❌

🎁 Loka azon’izay mandresy🎂
Lot 1:Gâteau 10 personnes
Lot2: Gateau 6 personnes

📜 Ahoana ny fomba handraisana anjara?
1 Mi-s'abonner amin'ny pejy Or Sucré
2 Mi-commente sy mi inviter ny namana hanaraka ny page
3 Mi-partage ity publication ity en mode public sy anaty groupe

📅 Fepetra:
Ny lalao dia manomboka androany 26 Août ary hifarana ny 07 Septembre ( Hatao tirage au sort ny 8 septembre
Alefa ary e! 😍

Misy dispo ireto androany 🙏🏼10 pers 38000ar8pers 32000ar6pers 25000ar
25/08/2026

Misy dispo ireto androany 🙏🏼
10 pers 38000ar
8pers 32000ar
6pers 25000ar

Misy 1 dispo ato izay haka azy🥰 30.000ar❤️
16/08/2026

Misy 1 dispo ato izay haka azy🥰
30.000ar❤️

🍰✨ Miverina indray ny mamy eee!Naka aina kely izahay, fa izao niverina indray  hanome mamy anareo. 🥰 anniversaire, fety,...
13/08/2026

🍰✨ Miverina indray ny mamy eee!

Naka aina kely izahay, fa izao niverina indray hanome mamy anareo. 🥰

anniversaire, fety, sns... , na tsotra izao rehefa te hankafy hamamiana fotsiny ianao… Eto Or Sucré vonona hitondra an'izany!❤️

📩 Alefaso ny commande ary eeeh.

Address

67ha
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓞𝓻 𝓢𝓾𝓬𝓻é posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share