Chic MDG

Chic MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chic MDG, Shopping & retail, 0384177469, Antananarivo.

21/08/2026

3articles max/pers ilay jp 0ar🤩🫶
Article mbola bonne be daholo zany alefako zany😅
Handamina kely fotsiny isika dia ataontsika ny LIVE TOUT À 00AR ✅❤️❤️❤️

21/08/2026

Tonga anie oa dia ataontsika 3articles par personne izany jp 00ar zany eee😂🫶
Oui... 3articles max/pers🤩
Aiza koa ro ahita aaaaa😅😂

21/08/2026

Coucou daholo..
Asiantsika tout à 00ar ve sa oe aaa?😂❤️

Bonjour 😊 Ireto mbola misy kitapo dispo ho an'ilay tsy naharaka live omaly anh..🤩Tonga dia 20.000ar au lieu de 30.000arB...
19/08/2026

Bonjour 😊
Ireto mbola misy kitapo dispo ho an'ilay tsy naharaka live omaly anh..🤩
Tonga dia 20.000ar au lieu de 30.000ar
Bon état daholo 😊✅
Confirmation en MP✅

18/08/2026

Live Mixte ✅
Prix impossible.

Ireto cartable ireto dia ho hitanareo aveo annhh...Live mixte prix impossible isika aveo fa aza misy miala lavitra 🤩Satr...
18/08/2026

Ireto cartable ireto dia ho hitanareo aveo annhh...
Live mixte prix impossible isika aveo fa aza misy miala lavitra 🤩
Satria izahay ato amin'ny Frip'Chic tia be anareo dia aleo tonga dia ataontsika aminy 18h🕖 amizay mahazo daholo fa tsy hoe mbola miasa dia tsy maharaka live,🫶
Prix tonga de tsy mampino ireo cartable ireo aveo ✅😅
Au lieu de 30.000ar dia lasa....1.....ar(prix tataka😅)

18/08/2026

Tena hialana ntsiny fa tena ratsy ilay réseau dia notaphana kely aloha...🥺
Dia aleo Tonga dia hatambatra ntsika aminy 14h miaraka ilay prix impossible 🫶
Bisous be 😘

Tsara maraina eee 👋🌅Aza adino ny live body tee shirt femme premium antsika aveo anhh🫶🕙 9h30min Tena hoe tsara oa io fa a...
18/08/2026

Tsara maraina eee 👋🌅
Aza adino ny live body tee shirt femme premium antsika aveo anhh🫶
🕙 9h30min
Tena hoe tsara oa io fa aza tara 🤩🤩
Prix tonga de prix tataka beeeeee💸

Aza adino ihany koa aminy 14h fa LIVE PRIX IMPOSSIBLE 🤩🫶

BISOUS BE DAHOLO ❤️❤️🥰

Salama daholoo oo👋Arrivage mafilotra be isika rahampitso anh ❤️ Tonga dia ataontsika in-2 miditra mihintsy rahampitso ✅L...
17/08/2026

Salama daholoo oo👋
Arrivage mafilotra be isika rahampitso anh ❤️
Tonga dia ataontsika in-2 miditra mihintsy rahampitso
✅Live Body tee shirt femme 9h30min
✅Live prix impossible à 14h

Koa aza tara dia asao ny namana fa tonga de prix promotion be daholo anefa arrivage manitra avion ✈️✈️

❤️❤️❤️

Address

0384177469
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chic MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share