BATAH BATAH, une mission divine à travers des créations qui changent des vies. ✨

Bonne semaine daholo o❤️
11/08/2025

Bonne semaine daholo o❤️

MIVAVAHA AMIN'NY TOE-JAVATRA REHETRAKristianina manolon-tena sy vonona ivavaka ho anao izahay:🛐 Isaky ny ALATSINAINY⏳ Fa...
26/04/2025

MIVAVAHA AMIN'NY TOE-JAVATRA REHETRA
Kristianina manolon-tena sy vonona ivavaka ho anao izahay:
🛐 Isaky ny ALATSINAINY
⏳ Faharetany fiaraha-mivavaka: 15 min
▶️ Fizotrany: Vavaka iarahantsika 'ny appel whatsapp
🕖 Fandaminana: Alefa aminay ny numéro whatsapp-nao mba anomezanay ny "HEURE DE PRIERE" exacte.

24/04/2025
Le Christ est vivant 💖
21/04/2025

Le Christ est vivant 💖

Soyez tous bénis au nom de Jésus 💖
07/04/2025

Soyez tous bénis au nom de Jésus 💖

Ianao io ilay malala eo imason'Andriamanitra, ilay tsy foiny ary tena sarobidy be Aminy. 💕
05/04/2025

Ianao io ilay malala eo imason'Andriamanitra, ilay tsy foiny ary tena sarobidy be Aminy. 💕

Arabaina tratry ny taona vaovao 2025 ✨🎉Ho taona feno fifaliana, fahasoavana sy fahatsarana ho antsika rehetra anie ity t...
01/01/2025

Arabaina tratry ny taona vaovao 2025 ✨🎉

Ho taona feno fifaliana, fahasoavana sy fahatsarana ho antsika rehetra anie ity taona ity.

#2025

Lioka 2:11✨"fa Mpamonjy no teraka ho anareo anie ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo"✨Mirary krismasy sambatra ho a...
25/12/2024

Lioka 2:11
✨"fa Mpamonjy no teraka ho anareo anie ao an-tanànan'i Davida, dia Kristy Tompo"✨

Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra o ! 😄🎄
Mba tsy ho fety mandalo ihany anie ity, fa ny Mpamonjy no haka toerana sy hitoetra ao anatintsika. ❤️

Manaova fety sambatra daholo 🎉
̂tesdenoël ́lébration

Mirary farany herin'andro feno fifaliana sy fitsaharana ho antsika 😄
21/12/2024

Mirary farany herin'andro feno fifaliana sy fitsaharana ho antsika 😄

Address

Ambohijtovo, Près Du Terminus Alasora
Antananarivo
101

Telephone

+261384268233

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BATAH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BATAH:

Shortcuts

Share