14/05/2025
🔥 A.R.R.I.V.A.G.E🔥
Vao tonga mihitsy,sac manja kely no sady mihaja ,izay ahitana modèle roa toy ny aminy sary!!!!
🤗Couleur disponible : blanc, noir, rose, marron, vert.
Vidiny tena mirary dia mirary ,izay sady misy antsinjarany no en gros ihany koa💸:
👉 15.000 ar raha mividy iray
👉3 hatraminy 5 isa :12.500 ar
👉5 no miakatra :10.000 ar.