24/03/2026
FIALATSINY :
Miala tsiny indrindra tompoko 🙏
Nisy olana ara-teknika (piratage) nahazo ny pejinay ka tsy afaka nampiasa azy izahay nandritra ny fotoana vitsivitsy.
Izany no nahatonga ilay jeu sy publication tsy nahazo tohiny.
Ankehitriny dia efa azo idirana indray ny pejy, na dia mbola misy paramétrage vitsivitsy tsy vita aza.
Hanavao tanteraka azy izahay ato ho ato.
Mankasitraka indrindra amin’ny faharetanareo sy ny fitokisanareo hatrany 💖
Nous vous présentons nos sincères excuses 🙏
Notre page a rencontré un problème technique (piratage), ce qui nous a empêchés de l’utiliser pendant un certain temps.
C’est la raison pour laquelle le jeu et certaines publications n’ont pas eu de suite.
Actuellement, la page est de nouveau accessible, même si certains paramétrages restent en cours.
Nous allons la relancer très prochainement avec une nouvelle image.
Merci pour votre patience et votre confiance 💖