Mami sy Soa PageKo

Mami sy Soa PageKo 💗Vente de ۰۪۫m۪۫۰۰۪۫o۪۫۰۰۪۫d۪۫۰۰۪۫e۪۫۰ en ligne💗
"Live"❤

01/01/2026

🍋🍋‍🟩 CITRON JAUNE sa CITRON VERT ?

👉 Iza no tena MAHASOA kokoa ho an’ny vatanao ?

🔴 Maro no mihevitra fa mitovy fotsiny izy roa…
❌ Diso izany !

Samy manana asa sy tombontsoa samihafa izy ireo, ary raha tsy fantatrao tsara dia mety tsy hahazo ilay vokatra andrasanao ianao.
👉 Andao hazavaina tsotra, mazava ary ara-pitsaboana izany 👇

🍋 CITRON JAUNE (Citron mavo)

🌟 Mpandresy amin’ny fanadiovana sy hery fiarovana
✅ Tombontsoa lehibe hoetiny
💪 Manankarena Vitamine C → mampitombo hery fiarovana
🧠 Antioxydants → miady amin’ny fahanterana sy sela simba
🧽 Détox naturelle → manadio aty sy voa
🍽️ Manatsara digestion → mampihena fitohanana
💧 Manadio rà sy manatsara hoditra

Izany hoe Manampy amin’ny:
gripa sy sery matetika
havizanana lava
fitohanana
hoditra maloto sy mony
Manampy amin’ny prévention maladies inflammatoires

🕒 Fomba fampiasana azy tsotsotra 🥰:
🕖 Maraina vao mifoha
🥛 Rano mafana + ranom-citron jaune ½
❌ Tsy asiana siramamy
📆 Atao isan’andro na iny 5 andro/kerinandro

⚠️ Raha marary vavony → misotro aorian’ny sakafo

--------
🍋‍🟩 CITRON VERT (Citron maitso)

🔥 Mpandresy amin’ny fo, Tosidrà ary lanja

✅ Tombontsoa lehibe hoetiny
❤️ Manankarena Potassium → miaro ny fo
📉 Manampy mampidina sy maha stable Tosidrà
⚖️ Manampy amin’ny fanalefahana lanja
🦠 Antibactérien naturel
😬 Tsara amin’ny fofona ratsy am-bava

🧬Izany hoe Manampy amin’ny:
tension élevée
diabète
aretin’ny fo
digestion mavesatra
Manampy amin’ny équilibre électrolytique
🕒 Fomba fampiasana tsotsotra

🥗 Aorian’ny sakafo
🍹 Afangaro amin’ny rano mangatsiaka
🍽️ Ampiasaina amin’ny salady na dite
📆 3–4 fois/kerinandro
⚠️ Aza atao be loatra raha manana ulcère na gastrite

🧠 IZY ITY DIA NATAO HOAN'IREO:
👩‍🦱 Olona reraka mora
👨‍⚕️ Olona marary matetika
⚖️ Mitady hampihena lanja
❤️ Manana olana amin’ny fo na Tosidrà

👉 Citron jaune = détox + hery fiarovana
👉 Citron vert = fo + tension + lanja
🔥 Tsy hoe iza no tsara kokoa, fa iza no mifanaraka amin’ny vatanao sy ny tanjonao !
👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & conseil santé dia asio “Misaotra na Merci” ao amin’ny commentaire 🙏
👉 Raha vaovao ianao Abonneo ny pejy Fitsaboana azo antoka & torohevitra mahasoa
👉 Partage faran’izay betsaka 🌍

📞 Contact : 038 99 537 84 | 032 31 238 00
🍋🌿 Ny fahasalamana dia fananana sarobidy indrindra 🌿🍋

21/12/2025

Menthe na solila Malagasy ndray no zaraiko aminareo androany 🇲🇬❤️

Inona avy moa no hita ao anatiny : calorie, graisse(huile essentielle), acides Gras, Cholestérol, Sodium, potassium, hydrate de carbone, protéine, Vitamine...

Tena ilaina sy important ny solila satria manampy amin‘ny fanasitranana aretina maro isankarazany sy manala fofona ao anatin‘ny vava ihany koa. Betsaka no ilana azy hany ka ampiasaina amin‘ny karazana produits sy sakafo ary zavam-pisotro izy.

-Ilaina indrindra ny solila hanasitranana aretimbavony na hanamaivanana azy raha manana problème ianao na fandevonankanina dia mila misotro du thé solila no mampilamina vavony tsara.
- Ilaina ihany koa izy ho fisorohana ny maloiloy na tehandoa raha olona tsy mahazaka mivoyage.
- Ilaina ihany koa izy hanalana aretin-doha, depression, na koa migraine, manamaivana tanteraka azy amin‘ny alalany fofony ‘ny evoka.
- Ilaina ihany koa izy ho an‘olona tehanena vatana dia mila misotro thé de menthe na solila. Tsara2 kokoa raha afangaro citron sy sakamalao.
-Ilaina ihany koa izy ho an‘olona manana olona rivotra, voan‘ny asthme, aretin-tenda, gripa, bronchite, havokavoaka...
- Ilaina ihany koa izy hanadiovana hoditra sy hanalana tasitasy na tarehy.
- Akotrizay rehetra izay dia azo ampiasaina ihany koa izy io hisorohana ny karazana bibikely ao antrano toy ny vitsika sns ’ny fofony mahery...mbola betsaka ny ilaina azy sy fanazavana fanampiny raha ilaina...
NB : fomba fampiasa : totoina dia ahosotra ny ranony atao masque(hoditra),tanehina atao du thé, na hievohana samy manampy daholo efa eo ambony.( Tsy tsara hoan‘olona mampinono fa mampihena nono)

Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬

Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavatra mahasoa sy mahaliana isanadro ianao 👉Lydia Tsiafera Gasy 🇲🇬❤️ Na kitiho fotsiny ilay soratra mangakely hoe suivre ery ambony indrindra dia tafiditra ianao merci 👍

02/06/2025

🌿 TOROHEVITRA MAHASOA 🇲🇬❤️

➡️ Zavatra ilaina :
• Sakamalao (2 na 3 sm)
• Citron 1
• Tantely (2 sotro)

➡️ Fikarakarana azy :
1️⃣ Maka rano mangotraka iray kaopy (na vera).
2️⃣ Arotsaka ao ny sakamalao efa voarapy na voatoto.
3️⃣ Ajanona eo amin’ny 12 minitra eo ho eo.
4️⃣ Avy eo, arotsaka ny citron sy ny tantely.
5️⃣ Sotroina maraina na hariva aorian’ny sakafo.

➡️ Ireo zavatra sitrany :
🌱 Manala rivotra
🌱 Manala kohaka sy sery
🌱 Manala feo farina
🌱 Manatsara ny fikorian’ny rà
🌱 Mampitony kibo marary rehefa amin’ny fadim-bolana
🌱 Manala havizanana
🌱 Manala tazo
🌱 Manasitrana aretin’aty
🌱 Manamora ny fandevonan-kanina
🌱 Mety be amin’ireo manao régime (manala tavy)

⚠️ TSY AZO AMPIASAIN’OLONA BEVOHOKA !!!

✨ Mirary soa ho anareo rehetra!
👉 Zarao amin’ny namana sy havana fa mahasoa anao sy ny hafa koa izany! 🙏🤗🇲🇬

🟡 Aza hadinoina manaraka hatrany ny pejy raha te hahazo torohevitra sy vaovao mahasoa isan’andro ianao 👉Réflexo𝐕𝐢𝐞 🇲🇬❤️

02/06/2025
Marina ve ty??!!!🤣😂😁😀
31/05/2025

Marina ve ty??!!!🤣😂😁😀

31/05/2025

Solila, mampitsoaka totozy

Manimba zavatra ao an-trano ny bibikely sy ny totozy. Mahakamo be koa ny manala ny tranonkala avelan’ny ala kely manerana ny sisin-drindrina. Ity misy fomba tsotra kely tsy hahatamana ireny bibikely ireny, hatramin’ny totozy ao an-trano.

Mila :
· Tavoahangy fitsifirana 1
· Rano
· Solila vaovao, mbola maitso tsara

Fampiasana azy :
Asiana rano ao anatin’ny taovoahangy fitsifirana. Alefa ao ny solila dia hidina tsara ny tavoahangy. Andrasana kely mba hahazo ny fofon’ny solila ny rano. Io no atsifitra manerana ny trano sy ny manodidina azy rehetra. Aza adinoina ny sisim-baravarankely, ny sisin-drindrina, ny ambany valitafo, ireo lava-boalavo…Ireo faritra rehetra mety handalovan’ireo bibikely na hametrahany ny tranony. Sady ho manitra ny trano no tsy hahitana bibikely intsony indray aloha elaela. Tsy tian’ny bibikely sy ny totozy mantsy ny fofon’ny solila, izay mahery be amin’izy ireo. Azo averina im-betsaka araka izay tiana izy ity.

Réflexo𝐕𝐢𝐞

31/05/2025

Coucou daholo ,manasa anareo mba hamaky hatramin'ny farany sady hanao partage pax svp .Ontsa ny foko tandroany nahita ireto 4 mianaka ireto teo akaikin'ny tsenako , nivarotra ankajo ry zareo de tsy nisy nanontany mihitsy , tonga ny fisakafoanana atoandro ,za nivoaka teo ivelany teo ,mihinana mangahazo ry zareo de le mamany miaritra tsy mihinana fa nozarainy samy manana 1 avy tamin'izy 3 dahy ireo . Tsy mbola sahy nanontany azy aloha za fa avieo nitomany le Zaza kely le zandriny io teo vo nanontany aho de nitantara ny momba azy hoe nilaozan'ny vidiny fony mbola kely ilay zanany farany io fa narary hono io zanany vavy aivo io de niditra hôpital de teo ilay vadiny nanomboka nandao azy ary mamelona zanak'olona hafa hono . ... Avelako eo ny amin'iny fa mila fanampiana izy ,asa no tena tadiaviny hono hamelomany ireto zanany ,asa sasa lamba na izay misy afaka ataony afaka mi déplace izy .

NB : efa nanao izay kely vitako aho na sakafo na vola fa asa no tena ilainy ka raha mba misy any aminareo any de mba ataovy eo am coms . Tsy manana téléphone izy fa nomeko azy ny numéro ko .
Mankasitraka anareo,efa nahazoako alalana taminy ity pub ity.

Julia Fanimbae

31/05/2025

🟨 Reraka, malaindaina, mahatsiaro vizaka tanteraka ny vatana,...anefa mbola tsy maintsy hiatrika ny tontolo andro ❓

Mety reraky ny asa ihany koa, ka torovana sy mangorangorana mihitsy vao miditra ny trano ny hariva❓

Ireto ary misy zava-pisotro dimy (5) manampy anao hamerina haingana be ny tanjakao indray :

🟢 Chocolat chaud

Ilay chocolat noir be 🍫 iny mihitsy no ilaina. Arotsaka anaty ronono mafana 1 kaopy ny chocolat noir sahabo 2 na 3 carrés. Asiana vanille raha misy. Dia afangaro. Sotroina avy hatrany.

🟢 Thé citron, sakamalaho, tantely

Potserina sy alefa anaty rano mafana 1 kaopy lehibe ny citron iray. Asiana sakamalaho iray voapotsitra na voakiky. Ary tantely 2 sotro. Afangaro tsara ary avela hilona 5 minitra izay vao sotroina.

🟢 Kafe

Mamerina aina haingana be ny Kafe. Ilay kafe tsy mitapoka ary tsy asiana ronono sy siramamy.

Azo sotroina ny maraina na hariva, fa tsy ilay akaiky hatory fotsiny.

🟢 Jus d'orange sy Tantely

Ilay ranom-boasary loranjy voapotsitra iny tsy misy fangarony. Atao feno iray kaopy ary asiana tantely 1 sotro.

🟢 Tamenak'atody gasy sy Tantely

Somary miavaka ity farany ity satria tsy dia zava-pisotro loatra.

Tamenak'atody gasy 1 pure no ilaina eto, ary tantely 2 sotro. Afangaro tsara ary tonga dia atelina.

Araho hatrany ny pejy, miditra amin'ny lien mangamanga eo ambany 👇 👇 👇
https://www.facebook.com/profile.php?id=100083185425869

❣️ Koa dia mirary soa hatrany 💋

Sary faneho/ ✍️ indrana

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mami sy Soa PageKo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share