Chez Fy Tia

Chez Fy Tia Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chez Fy Tia, Shopping & retail, Antananarivo.

Mbola dispo ny elontsika a ☔20 000 Ar seulement !
08/11/2025

Mbola dispo ny elontsika a ☔
20 000 Ar seulement !

Mafana be ny andro an ! 🌞Efa dispo ny MIXEUR PORTABLE antsika 😍Ndao hisotro jus sady mahasalama anie e! 🍹📍Afaka oentinao...
29/10/2025

Mafana be ny andro an ! 🌞
Efa dispo ny MIXEUR PORTABLE antsika 😍
Ndao hisotro jus sady mahasalama anie e! 🍹

📍Afaka oentinao mandende sady afaka atao Gourde koa
📍 Afaka mixena sakafon-jaza tsara ho anareo Maman
📍 Rechargeable avec USB

PRIX : 25 000 Ar

🚐 Livraison partout à Madagascar
☎️ 038 85 082 54

Aleo miomana @ elo☔foana amin'izay fa efa hanomboka izy ity ann 💦🌧️☂️ PARAPLUIE AVEC TROUSSE ☂️ HIPPO RÉVOLUTION Tsy man...
23/10/2025

Aleo miomana @ elo☔foana amin'izay fa efa hanomboka izy ity ann 💦🌧️
☂️ PARAPLUIE AVEC TROUSSE ☂️
HIPPO RÉVOLUTION
Tsy manahirana fa antonona tsara ao anaty poketra 👜
Mety tsara ho an'i Monsieur tsy te hivimbana elo @ tanana 😁 💼
Mety be ho an'ny ankizy mpianatra koa satria antonona anaty cartable 🎒

📍 Couleur dispo ireo @ sary
📍 Photos réel

💰PRIX : 20 000 AR

☎️ 038 85 082 54
🚐 Livraison partout à Madagascar

🚐 Livraison partout à Madagascar

Mangeoire pour aliments pour bébés en silicone 🧑‍🍼prix : 20 000 Ar 📩 commandez dès maintenant ! stock très limité 🚐 livr...
10/09/2025

Mangeoire pour aliments pour bébés en silicone 🧑‍🍼
prix : 20 000 Ar
📩 commandez dès maintenant ! stock très limité
🚐 livraison partout à Madagascar

✨BOITE MULTIFONCTIONS, VITA MALAGASY✨📌 Afaka mitahiry izay tianao : Vola , Bijoux, dossier , souvenir,sns 📌 Vita avy @ c...
01/09/2025

✨BOITE MULTIFONCTIONS, VITA MALAGASY✨
📌 Afaka mitahiry izay tianao : Vola , Bijoux, dossier , souvenir,sns
📌 Vita avy @ contreplaqué melaminé , tsy matahotra rano no mora diovina
📌 Misy secret Slot kely fampidiranao vola
📌 Sécurisé satria afaka apina cadenas mihidy tsara
📌 Refy : 24 × 15 cm ( miova arakaraky ny hazo, na mihoatra kely io refy io fa tsy latsaka )

💰 Prix : 35 000 Ar

NB: sur commande / 2 jrs no vita
🚐 Manao livraison izahay n'aiza n'aiza misy anao
☎️ Contact & commande : 038 85 082 54

🌸 Organisez vos trésors, protégez vos Secrets 🌸

Gayyyy😍 ity kosa tena Baomba be 😍BOATIN-DRAKITRA sady afaka ataonao BOITE À BIJOUX satria afaka misokatra tsara mihitsy ...
22/08/2025

Gayyyy😍 ity kosa tena Baomba be 😍
BOATIN-DRAKITRA sady afaka ataonao BOITE À BIJOUX satria afaka misokatra tsara mihitsy 😱
Afaka apina cadenas

Misy Secret kely ihany koa raha boitin-drakitra no ilainao azy dia io coeur mahafatifaty io no androtsahinao ny vola 😉

prix : 35 000 Ar

NB: Sur commande , 2jrs no vita
Photos réel daholo !
Livraison Tana / Province
☎️ 038 85 082 54

Tsara foana ny sakafo atao mafana amin'izao andro mangatsiaka izao a! 🍜Mety be ireto na Mpiasa na mpianatra mitondra sak...
09/05/2025

Tsara foana ny sakafo atao mafana amin'izao andro mangatsiaka izao a! 🍜
Mety be ireto na Mpiasa na mpianatra mitondra sakafo nareo

👉 LUNCH BOX YELLOW BLUE
Set 4 : 30 000 Ar
Set 3: 25 000 Ar
Set 2 : 20 000 Ar
Set 1 : 15 000 Ar

👉 SEAL LUNCH BOX
Simple : 15 000 Ar
Double : 20 000 Ar

Manao livraison sy mandefa any @ faritra izahay an !

038 85 082 54

Tena efa mangatsiaka be ny andro e🥶Aleo mitondra gourde en verre amin'izay mba misotro rano mafana foana 😍👉 Sady amin'il...
09/05/2025

Tena efa mangatsiaka be ny andro e🥶
Aleo mitondra gourde en verre amin'izay mba misotro rano mafana foana 😍

👉 Sady amin'ilay matevina ity dia mitahiry hafanana tsara
👉 450 Ml ,misy carton

🎁 Prix tena cadeaux : 9000 Ar
Mandefa en gros

🛵 Manao livraison sy mandefa any @ faritra ihany koa izahay
038 85 082 85

💖 La Saint-Valentin approche à grands pas ! 🎉Faites de cette journée un moment inoubliable avec un cadeau parfait ! Chez...
19/01/2025

💖 La Saint-Valentin approche à grands pas ! 🎉

Faites de cette journée un moment inoubliable avec un cadeau parfait ! Chez Fy Tia, nous avons des montres en acier inoxydable élégantes et sophistiquées, idéales pour dire "je t'aime" avec style ! 💎✨

🎁 Chaque montre est livrée sous carton soigné, prête à offrir à votre bien-aimé(e). Vous trouverez toutes les infos et prix sous chaque image ! 👇

💡 Ne tardez pas ! Les stocks sont limités et ces montres à prix abordables risquent de partir très vite ! 🔥

🚚 Livraison partout à Madagascar 🌍

📞 Contactez-nous dès maintenant au 033 51 154 48 pour passer votre commande et faire plaisir à votre moitié !

Offrez-lui un cadeau qui brille et marquez cette Saint-Valentin d’une touche de luxe et d’élégance. 💓🌟

NDAO TRATRARINA AMIN'IZAY Ilay nofinofy amin'ity 2025 ity 😉⭐BOATIN-DRAKITRA sady afaka atao BOITE À BIJOUX KOA 📿AFAKA TS...
06/01/2025

NDAO TRATRARINA AMIN'IZAY Ilay nofinofy amin'ity 2025 ity 😉
⭐BOATIN-DRAKITRA sady afaka atao BOITE À BIJOUX KOA 📿
AFAKA TSY APINA CADENAS🔐 koa raha tsy maharitra 😁

Ahena kely daholo ny composé, frite ,fripe, crédit,,,sy izay mandany volanao rehetra dia atsofoka ao fa jereo aniee ee 😍

👉Prix raha misokatra misy cadenas = 25 000 Ar
👉Prix raha atao boatin-drakitra tsotra mihidy = 10 000 Ar

NB : SUR COMMANDE !!!
🌟 Afaka manao commande amin'ilay Ngeza be koa ianao

🛵 Manao livraison / mandefa any @ faritra
☎️ 033 51 154 48

03/01/2025

Bonne année 2025 🌟
Hitondra zavatra tsara be ho anareo fa aza miala lavitra ny pejy 😉

💥 Arrivage KAPAN-JAZA 💥Tout à 25 000 Ar Qualité tena top sady mihaja kely daholo 😍Pt 16 à 27 Alefaso dieny izao ary ny j...
29/11/2024

💥 Arrivage KAPAN-JAZA 💥
Tout à 25 000 Ar
Qualité tena top sady mihaja kely daholo 😍

Pt 16 à 27

Alefaso dieny izao ary ny jp fa ho avy ny fety 🌲
Mandefa en gros sy détail izahay
Mandefa any @ faritra koa

033 51 154 48 / 038 85 083 54

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Fy Tia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share