09/09/2026
✨ Soin compet manala tâche ✨ ANTI-TACHE
Sérum visage, gel moussant, écran solaire ❤️
🫧 Manadio ny tarehy, manala tache na panda, sy maintimainty amin'ny tarehy, manala loto sy sebum.
💧 Manampy mikarakara sy mampihena ny fisehon’ny tasy, mba hampitovy ny lokony hoditra.
☀️ Miaro ny hoditra amin’ny taratra UV ary manampy hisoroka ny tasy. Miaro amin'ny masoandro.
💖 Ampiasaina miaraka amin’ny routine adaptée ho an’ny hoditra misy tasy.
Mety amin'ny peau grasse, mixte, sensible
❌Misy PRIX DE GROS
❌MANDEHA TSIRAIRAY (PRIX MORA INDRINDRA) MP
Livraison partout à Madagascar à partir de 4000ar
Tél: 0347705550 / 0349756640