Sweet Lady

Sweet Lady Ato aki ra itady poketra manjakely nefa mora ♥ Misy entana hafa ihany koa anefa an 🌺 Abonneo ary ny page 🙏😘

Mes coups de ❤ de la semaine 😻👉🏻 les bottines noirs sont neuves Une paire dispo en pt36 👉🏻 les talons bleus justfab , se...
19/05/2026

Mes coups de ❤ de la semaine 😻
👉🏻 les bottines noirs sont neuves
Une paire dispo en pt36
👉🏻 les talons bleus justfab , second pieds TBE en pt36
👉🏻 le sac noir , fripe
1er arrivé 1er servi 🥰

16/05/2026

Rehefa abonnés ato am Sweet Lady tsy maintsy mahazo poketra tsara foana sady mora 🥰😉😘
Misaotra hatrany anareo clientes zay mametraka fahatokisana 😘
Izaho ko iezaka hatrany ny anome fahafampo anareo 💖

Bon samedi daholo 😘
16/05/2026

Bon samedi daholo 😘

😍😍Ireto ary ny arrivage tsika ho anizay tsy nahatratra live😍😍 🥳😎Sady mafana tsara nareo amireto no stylé
15/05/2026

😍😍Ireto ary ny arrivage tsika ho anizay tsy nahatratra live😍😍
🥳😎Sady mafana tsara nareo amireto no stylé

15/05/2026

Aza adino rdv atsika rariva am 15h 😊
Prix👉🏻 bojo otrany mahazatra

Somary tsy ça va kely za androany fa aleo tonga dia rapitso tsika manao live an'ireto arrivage bomba b reto 😍😎🥳Rdv demai...
14/05/2026

Somary tsy ça va kely za androany fa aleo tonga dia rapitso tsika manao live an'ireto arrivage bomba b reto 😍😎
🥳Rdv demain à 15h 😘😘
Détails rapitso daholo fa aka aina aloha za androany 🙏

13/05/2026

Nenay tony vrai 😂😋
Ato ndray aloha ndri râ i datanta ki neny a 😁🥰
Andamina fotoana dia ataotsika live ndray reo

Coucou mes lady's 🥰 Mbola ato ve nareo ? Mba asio présence kely aloha kia ☺️🥰 Tonga ndray ny arrivage tsika fa alefako e...
12/05/2026

Coucou mes lady's 🥰 Mbola ato ve nareo ? Mba asio présence kely aloha kia ☺️🥰
Tonga ndray ny arrivage tsika fa alefako eo ny patiny 🥳
Bisous be daholo ♥

😂😂 azafadyyyy
06/05/2026

😂😂 azafadyyyy

Félicitations Narindra Erica et Erica Rakotoarisoa  🥰 Midira Mp ary nareo 2 e 😊Bonne journée daholo Efa ho avy ndray ny ...
05/05/2026

Félicitations Narindra Erica et Erica Rakotoarisoa 🥰 Midira Mp ary nareo 2 e 😊
Bonne journée daholo
Efa ho avy ndray ny suédine 2.0 fa aza miala alavitra 😘😘

otrany mba mety kosa e 😎 tonga dia lasa zao am 26 juin dans le thème tsara 😜🤪
29/04/2026

otrany mba mety kosa e 😎 tonga dia lasa zao am 26 juin dans le thème tsara 😜🤪

Address

Analamahitsy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 11:00 - 17:00
Sunday 13:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sweet Lady posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share