10/09/2026
Fantatrao ve fa nivoaka omaly 9 Septambra 2026 ny Iphone série 18 ?
Manodidina 9.000.000 Ar ka hatramin'ny 20.000.000 ar ny vidiny ao amin'ny Apple Store 🥰
Isan'ny vokatra vaovao ilay Iphone Duo ho itanao eo amin'ny sary ambany.
Ka hividy Iphone ve ianao sa hividy tokotany sa omby na tsy aiko ? 😂