Kanto ny Gasy

Directions

Kanto ny Gasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kanto ny Gasy, Shopping & retail, Tananarive, Antananarivo.

Eo amin'ny fifandraisana, indrindra eo amin'ny fiarahan'olon-droa, manana zo ianao hitandrina, ho hentitra satria mety h...
18/08/2023

Eo amin'ny fifandraisana, indrindra eo amin'ny fiarahan'olon-droa, manana zo ianao hitandrina, ho hentitra satria mety hitondra fanatsarana ho an'ny fiainanao izany, ary mety hanova tanteraka ny fiananao mihitsy ary.

Misafidiana olona mahatoky anao, manohana anao, miaiky fa tsara ianao, mahay mambabo anao, manome anao aingam-panahy, tsy mitsahatry ny mampifaly anao.

Misafidiana olona faly sy feno fankasitrahana manana anao eo amin'ny fiainany, olona vonona ho anao mandrakariva, eo foana afaka ianteherana, vonona ny hiezaka ny hiova amin'ny tsaratsara kokoa hatrany ho anao.

"Choisis ton meilleur allié, ton meilleur ami, ton meilleur amant, ton meilleur associé de vie..."

Address

Tananarive
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kanto ny Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share