El TIAN

El TIAN Tianjanahary,l'arme fatal Divine ,est en mission pour le retour du Christ,que sa volonte soit faite!

10/05/2023
1korintiana 15:19"raha ny amin'zao fiainana izao ihany no anantenantsika an'kristy dia mahantra indrindra nohon'ny olona...
10/05/2023

1korintiana 15:19"raha ny amin'zao fiainana izao ihany no anantenantsika an'kristy dia mahantra indrindra nohon'ny olona rehetra isika,/ ie! Mivavaka tsy teren'ny filana, mivavaka tsy mitondra ny sitrapo Mila zavatra, mikatsaka ny ilaina ara materialy toy ny jentilisa fa mivavaka satria Andriamanitro Izy,Tompo, Mpamonjy,Miankina Aminy ny fiainako sy ny fiainanao @ alalan'ny vavaka fa ny @ zavatra rehetra dia efa nomenY antsikA,(2peter 1-3) "efa nomen'ny herin'Andriamanitra antsika ny zavatra rehetra momba ny fiainana sy ny toe panahy araka an' Andriamanitra....." fa ny tokony ho masaka An tsaintsik d ny hoe: inona ny tena projet an' andriamanitra? Inona no tena priorité @ Andriamanitra,? = 1*famonjempanahy ho an'ny olona rehetra(jaona 3:16) 'i Jesosy Kristy,2 *fibebehana marina sy fijoroana @ antom-pisina, zaho sy ianao tsy voafatotra sy tsy misaringotra @ fanahiana ny am hohanina sy ny hotafiana, tsy mikatsaka zay katsahan' ny jentilisa fatratra fa mifantoka @ lay fanjakana misy antsika ,mifantoka @ lay mpanjakan mpanjaka ,president ntsik* Jesô Kristy no anarany,,vaovao farany ao am fanjakany?
=ho avy Izy, inona no mbola tokony hatao? Mamonjy fanahy,mamindra fo aloha fa tsy maika hamindra tendrombohitra,mamela heloka,....../ ndai hiara hivavaka! JESOSY KRISTY sy tian manasa anao hiara hivavaka ho an'ny fiainampanahyn' ankohonantsik,Firenentsik,....hiomana @ fiavian'ny Tompo,...isaky ny zoma @ 9 ora maraina, tranompokotany ambanidia miandrarivo,tsy manavaka anarampiangonana ,tongava Maro, Jesô Kristy misaotra anao am fahatongavanao ,.....valio raha ho avy ianao na alefaso ny sujet de prierenao merci,,,,,





ef

09/05/2023
08/05/2023

Address

Vo 3ambanidia Miandrarivo
Antananarivo

Telephone

+33334308252

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when El TIAN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share