Vokatra "ARY"

Vokatra "ARY" Varotra-vente

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy. Ity atolotra antsika ity indray ny savon de ménage Ary.✅Tsy manimba tanana ...
27/04/2023

Miarahaba antsika rehetra mpanaraka ny pejy.
Ity atolotra antsika ity indray ny savon de ménage Ary.

✅Tsy manimba tanana (malefaka )
✅Tsy misy fofona
✅Manadio, Mandroatra, Mateza

Poids net: 120g

Prix:
-Raha latsaky ny 1 carton => 1100 ar/pièce.
- 1 carton => 1000 ar/pièce => 36000 ar carton.
- Raha 2 cartons mihoatra => 900ar/pièce => 32400 ar carton.

👉carton iray ahitana savony 36 pieces

ETSY KELY ANIE😍🤗Fantaro fa tsy hoe rehefa mandroatra ny savony dia tsara kalitao izy izay😉Te hizara aminao ireto signe v...
08/03/2023

ETSY KELY ANIE😍🤗

Fantaro fa tsy hoe rehefa mandroatra ny savony dia tsara kalitao izy izay😉
Te hizara aminao ireto signe vitsivitsy ireto aho mba hahafantaranao fa tsara kalitao ny savony ampiasainao:
👉Tsara ny savony rehefa malefaka Kely(doux) ary manadio(pouvoir lavant)
👉Isan'ny mamaritra ny kalitaon'ny savony ihany koa ny fahatezany(dureté) ary ny fahamafisan'ny savony(dureté)(fa tsy ilay mafy be hoatrany vato izany an🙈)
👉Savony mafy fa tsy modaka
👉Savony mandroatra ihany koa,fa izao tsy voatery ny savony rehetra izay mandroatra dia tsara avokoa,rehefa tsy manana pouvoir lavant izy dia tsy izy izay)
👉Eo ihany koa ny fofona💓misy karazan'olona tsy Tia savony maimbo sy mahery fofona

Izahay ato amin'i Ary dia mamokatra savony tsara sy Vita andrana,azo antoka ny kalitaony🙂
Betsaka isika no efa nanjifa ka afa-po,ho alefako ao amin'ny commentaire ny temoignage😍

🌿🌿LIQUIDE VAISSELLE ARY🌿🌿400 mlPrix:1500 arMisy parfum karazany telo:🍂VANILLE🍓FRAISE🌱MENTHE👉Manadio,Manala menaka,mandro...
18/01/2023

🌿🌿LIQUIDE VAISSELLE ARY🌿🌿

400 ml
Prix:1500 ar

Misy parfum karazany telo:
🍂VANILLE
🍓FRAISE
🌱MENTHE

👉Manadio,Manala menaka,mandroatra
👉Manana savon liquide multi-usage ihany koa izahay ary mivarotra en vrac(mitondra tavoangy raha hanjifa en vrac,amin'ny vidiny mora kokoa)

📞+261347408696 na +261344754859
💌Aza misalasala manantona ao amin'ny hafatra miafina raha anao commande tompoko.

Sahirana ve ianao mitady savony ho an'ny harena kelinao?🤷Matahotra sao sendran'ny savony ratsy ka mety hiteraka fahasimb...
16/01/2023

Sahirana ve ianao mitady savony ho an'ny harena kelinao?🤷
Matahotra sao sendran'ny savony ratsy ka mety hiteraka fahasimban'ny hoditrin'ny zanakao?🙈

Indro atolotray anareo ary ny savony manara-penitra sy manaraka ny norma tsara(❌sans excès de soude)
🌿SAVON DE TOILETTE POUR BÉBÉ🌿
👉Savony manadio tsara
👉Manana taux de surgraissage 8%
👉misy glycérine natoraly
👉Natao ho an'ny zazakely sy ny ankizy ary ireo manana hoditra hypersensible be
👉Afaka anasana tarehy
👉savony tena malefaka(ultra-doux😋)
👉Savony vita andrana sy azo antoka
❌Sans effet secondaire
Poids net:
Prix:2000 ar

📞+261347408696 na +261344754859
💌Manasa anao ary hiditra ao amin'ny MP raha hanao commande.

🌿🌿LIQUIDE VAISSELLE ARY🌿🌿Poids net:400 mlPrix:1500 arMisy parfum karazany telo:🍂VANILLE🍓FRAISE🌱MENTHE👉Manadio,Manala men...
16/01/2023

🌿🌿LIQUIDE VAISSELLE ARY🌿🌿

Poids net:400 ml
Prix:1500 ar

Misy parfum karazany telo:
🍂VANILLE
🍓FRAISE
🌱MENTHE

👉Manadio,Manala menaka,mandroatra
👉Manana savon liquide multi-usage ihany koa izahay ary mivarotra en vrac(mitondra tavoangy raha hanjifa en vrac,amin'ny vidiny mora kokoa)

📞+261347408696 na +261344754859
💌Aza misalasala manantona ao amin'ny hafatra miafina raha anao commande tompoko.

Salama daholo tompoko👋Indro atolotra antsika ny savony vokarin'i ARY❤️🌿SAVONY À BASE DE CACAO🌿Asany:  🍫Manadio ny hodi-t...
16/01/2023

Salama daholo tompoko👋

Indro atolotra antsika ny savony vokarin'i ARY❤️
🌿SAVONY À BASE DE CACAO🌿
Asany:
🍫Manadio ny hodi-tava ary miaro izany tsy ho simban'ny hainandro
🍫mitsabo ny kentrona(rides)
🍫Ny fisian'ny cacao ao anatiny dia miaro sy manampy amin'ny ady amin'ny kentrona(anti-ride)noho izany tena mety izy ity ho antsika vehivavy efa miha lehibe mba hisorohana izay fipotran'ny kentrona aloha loatra izay
🍫Manamandina sy manalefaka ny hoditra
🍫 Mety amin'ny hoditra rehetra ary manatanora indray ny endrikao(esorina tanteraka ireo cellule morte ary havaoziny)

👉SAVONY TSARA KALITAO,VITA MALAGASY
👉TSY MISY EFFET SECONDAIRE
👉SAVONY EFA VITA ANDRANA
*Poids net:
*Prix:3000 ar ny unité

📞+261347408696 na +261344754859
💌MP ary tompoko raha hanao commande ianao

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vokatra "ARY" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share