Pri's cart

Pri's cart Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pri's cart, Shopping & retail, Antananarivo.

Na ny biby anaty rano aza te hitolona hiaraka amin'ny Gen Z 🥹
01/10/2025

Na ny biby anaty rano aza te hitolona hiaraka amin'ny Gen Z 🥹

29/09/2025
"Soa fianatra e" ☺️😊Hoy Rija TahianaZavatra mampiavaka an'i  Japon:1. Tia miasa ry zareo, ary tia ny asany, vao tonga ae...
20/08/2025

"Soa fianatra e" ☺️😊

Hoy Rija Tahiana

Zavatra mampiavaka an'i Japon:

1. Tia miasa ry zareo, ary tia ny asany, vao tonga aeroport dia efa hita lay izy. Avy eo moa nanazava ny tany an-toerana fa tena ilay fanampiana ny hafa no motivation voalohany ho azy ireo rehefa miasa, fa tsy ilay handray vola loatra. Tsy mampaninona azy ireo ny miasa alina be raha tsy mbola vita izay tokony atao na hoe mila an'izay lay asa. "Manampy ny fiaraha-monina" izay foana ny tanjona na inona na inona ilay asa. na olotsotra na mpitondra firenena. Tonga dia tsapa ilay izy.

2. Madio be izay rehetra aleha ... nefa tsy misy fanariam-pako. Tena sahirana vao mahita fanariam-pako izany,.

3. Tian-dry zareo be lay fiara carré carré ivakely ohatry ny dessin nataon'ankizy ireny 😆 betsaka manana lay fiara, ary betsaka orinasa mamokatra; marque samihafa fa endriny mitovy.

4. Kely dia kely ny tranon-dry zareo saingy tena tsara tarehy, ary ny confort ao daholo. Ilay WC moa efa tena avo lenta.

5. Tsy dia miraika amin'ny fianakaviana ry zareo, raha ny fitantaran'ny mponina any. Betsaka celibataire ary vitsy ny zaza teraka. Tena hoe miasa aloha. 40 taona any vao manambady raha hanambady. Matetika koa mijanona tsy miasa mihitsy rehefa hoe hiteraka, mandra-piditra mianatra an'ilay zaza. Noho izany, atao tsara aloha ny asa, efa tena tafita vao miteraka.

HelloooIreto avy àry no ato anatin'ity harona tsara kely ity 😍:🍚 Vary 2kg🛢️ Menaka madio 1L🧼 Liquide vaisselle 1L🧽 Savon...
23/05/2025

Hellooo
Ireto avy àry no ato anatin'ity harona tsara kely ity 😍:
🍚 Vary 2kg
🛢️ Menaka madio 1L
🧼 Liquide vaisselle 1L
🧽 Savony 1
🌶️ Chili sauce 1
Vidiny : 45 000 Ar fotsiny
+ Livraison GRATUITE 🚚✨
♥️mbola misy fianam-bidy ihany koa ho anao izay maka no mizara ♥️

Faly be😅 izao ny reninao,raha toloranao harona tsara tarehy ohatran'izao ☺️ny vidiny natao mirary be mihitsyMp aingana à...
22/05/2025

Faly be😅 izao ny reninao,
raha toloranao harona tsara tarehy ohatran'izao ☺️
ny vidiny natao mirary be mihitsy
Mp aingana àry fa izy ato efa vitsy
Aterina maimaimpoana any aminao 😉
aiza no tsy hifaly amin'izao re ny mamanao 😍
😲 35 000Ar 😯
ao amin'ny commentaire ny ao anatiny👇

Salama eee 😉Faly be😅 izao ny reninao,raha toloranao harona tsara tarehy ohatran'izao ☺️ny vidiny natao mirary be mihitsy...
22/05/2025

Salama eee 😉
Faly be😅 izao ny reninao,
raha toloranao harona tsara tarehy ohatran'izao ☺️
ny vidiny natao mirary be mihitsy
Mp aingana àry fa izy ato efa vitsy
Aterina maimaimpoana any aminao 😉
aiza no tsy hifaly amin'izao re ny mamanao 😍
😲 45 000Ar 😯
ao amin'ny commentaire ny ao anatiny👇

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pri's cart posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share