Tanteliko.mg

Tanteliko.mg "Bon miel= pur =Santé 🍯🐝
☎️0343110137/ 0346860010
☑️Certificat de consommabilité

cire d'abeille na savoka tena pur🤩misy stock be dia be indray na 100kg mahery 😱prix de gros🙏 mora
05/02/2026

cire d'abeille na savoka tena pur🤩
misy stock be dia be indray na 100kg mahery 😱
prix de gros🙏 mora

lany indray ny tantely 😍😍🔥 cire no misyamin'ny herinandro indray😍😍🙏🙏 Merci ianareo🔥🍀⭕⭕sary indrana ilay faharoa😝
30/01/2026

lany indray ny tantely 😍😍🔥 cire no misy
amin'ny herinandro indray😍😍🙏🙏 Merci ianareo🔥🍀
⭕⭕sary indrana ilay faharoa😝

❌ Nahoana no tsy tsara afangaro ny cire d’abeille sy ny paraffine ?Na dia mitovitovy aza izy roa, tsy mitovy mihitsy ny ...
28/01/2026

❌ Nahoana no tsy tsara afangaro ny cire d’abeille sy ny paraffine ?

Na dia mitovitovy aza izy roa, tsy mitovy mihitsy ny vokany amin’ny volo 👇

🛢️ Ny paraffine dia avy amin’ny solitany (pétrole)
→ tsy manome sakafo ho an’ny volo

🔒 Manakona ny volo
→ mamorona sarona manakana ny hamandoana hiditra

🧱 Mivangongo amin’ny hodi-doha
→ mahatonga pellicules sy mangidihidy

⚠️ Raha afangaro amin’ny cire d’abeille
→ very ny tombontsoa voajanahary an’ny cire d’abeille

🌱 Ny cire d’abeille dia voajanahary
→ ny paraffine kosa dia simika, tsy mamelona ny volo

👉 Vokany maharitra :
❌ mamirapiratra vetivety
❌ fa maina sy mora tapaka ny volo

👉 mampiasa cire d’abeille madio 100%, tsy misy fangaro 🐝✨

🐝

La cire d’abeille PURE pour les cheveux ? OUI !✔ Hydrate naturellement✔ Protège contre la sécheresse✔ Donne de la tenue ...
21/01/2026

La cire d’abeille PURE pour les cheveux ? OUI !

✔ Hydrate naturellement
✔ Protège contre la sécheresse
✔ Donne de la tenue sans abîmer
✔ Idéale pour cheveux crépus, bouclés & locks

🌿 100% naturelle – sans produit chimique
👉 Utilisable seule ou mélangée avec huile de coco / huile d’olive

💡 Astuce : chauffe une petite quantité dans la main avant application

📩 0343110137 Ou Mp

🐝✨

izy indray ary no nahazo ny loka e🤩🤩🥰félicitations
20/01/2026

izy indray ary no nahazo ny loka e🤩🤩🥰
félicitations

19/01/2026

avoakatsintsika amin'izay ilay Résultats rahariva🥰

16/01/2026

Ataonao inona izany raha ianao mahazo an'ilay cire d'abeille?🙄

15/01/2026

ndao ndray Cire d'abeille no ho zaraina e🥰🥰1: soraty hoe Jp Cire d'abeille inviteo ny namana hiara ilalaobonne chance🍀  ...
12/01/2026

ndao ndray Cire d'abeille no ho zaraina e🥰🥰
1: soraty hoe Jp Cire d'abeille
inviteo ny namana hiara ilalao
bonne chance🍀

d'abeille

Efa voarain'ny mpandresy ny loka tamin'ny herinandro 🤩Ho avy indray ny lalao vaovao fa bonne chance daholo 🥰
11/01/2026

Efa voarain'ny mpandresy ny loka tamin'ny herinandro 🤩
Ho avy indray ny lalao vaovao fa bonne chance daholo 🥰




09/01/2026

Efa misy Indray ny tantely sy ny Cire d'abeille 🥰🥰
Mp alahady indray ny livraison

06/01/2026

lany vetivety indray ny stock tantely aloha fa cire d'abeille sisa

Address

Tananarive
Antananarivo

Telephone

+261343110137

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanteliko.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share