Faly Shop

Faly Shop Tongasoa ato amin'ny pejy faly shop😊
Mivarotra momban'fitaovandakozia rehetr🍽️
Manao livraison eto Tana Dia mandefa faritra rehetra🛵
📞0380574881

20/08/2026

Bonjour 😘
Tsy mihofo
Tsy miraikitra rehefa anendasana
Tsy mifidy fatana
Mora diovina,Ireo vilany en série Ireo ka aza tara manao commande

😊Tsy Mbola nisy diso fanantenana amin'ny kalitao vilany en série kosa aloha izay nahazo rehetra e👌Mankasitraka feno anar...
19/08/2026

😊Tsy Mbola nisy diso fanantenana amin'ny kalitao vilany en série kosa aloha izay nahazo rehetra e👌

Mankasitraka feno anareo hatrany mahatoky anay sy manjifa n'y entana ato amin'ny Faly Shop 🙏.Honera bé n'y la y tompoko Dia hitohy hatrany anie fiarahamiasa antsika👍

Miampy fanentretena fotsiny Dia tena hoe amen🙏
19/08/2026

Miampy fanentretena fotsiny Dia tena hoe amen🙏

‎Fahavalon'ny Fahombiazana ny :

‎🔸Fahatezerana Lava .
‎🔸Ny Fialonana tsy misy fiafarana.
‎🔸Ny tondro molotra rehefa mahomby ny hafa.
‎🔸Ny fireharehana.

‎✅ KA RAHA TE HAHITA FAHOMBIAZANA DIA MILA MIANATRA , MILA MIOVA .

‎Hanampy anao anie ny FANAHY MASINA 🔥

Misy fotoana ilaina an'i Goliata mba hampivoaka an'io Davida kely ao anatinao,izay Ilay mampandresy anao izay👊
19/08/2026

Misy fotoana ilaina an'i Goliata mba hampivoaka an'io Davida kely ao anatinao,izay Ilay mampandresy anao izay👊

🌷Alarobia mahafinaritra 🌷☺️Hombantsika Andriamanitra 🙏
19/08/2026

🌷Alarobia mahafinaritra 🌷
☺️Hombantsika Andriamanitra 🙏

18/08/2026

Soava ny Alina avy🙏

18/08/2026

Tsy voatery hanao ratsy vao mahatratra tanjona ❗na misy aza manao an'izany ;ianao kosa aza mety ho manaiky ho Tonga amin'izany

18/08/2026

🍒JP couvert mihaja🍒

18/08/2026

💎 KALITAO HITANAO AMIN'NY ENDRIKA 💎

Ireo soupière ireo dia tsy hoe tsara tarehy fotsiny 😍 fa matevina, solide ary inoxydable koa.

🍲 Série complète ✨ Inox de qualité 💪 Matevina tsara 🔥 Mahazaka fampiasana matetika 🫕 Misarona, ka mitazona tsara ny hafanana

Ho an'izay mitady produit tsara sy maharitra, ity no safidy mety 👌

📩 Faites vite votre commande en MP ⚠️ Stock limité !

👉Manao livraison Sady mandefa faritra rehetra zahay
👉 Contact rapide :0380574881/0324256997

18/08/2026

Bonjour 😊,hamafisina ihany fa tsisy boutique izahay izany no Antony hanaovana vidéo réel ho anareo sy photo réel tompoko 🙏

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faly Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share