09/07/2026
🌸 Lambahoany ho an'ny rehetra – Tsara tarehy, mitovy, ary manome firaisankina! 🌸
Mikarakara hetsika ve ianareo? Na fianakaviana, fikambanana, na namana te hifampitovy fitafy?
Ny lambahoanay no safidy tsara indrindra!
✨ Mety amin'ny:
👨👩👧👦 Fianakaviana (fety, famangiana, lanonana)
🤝 Fikambanana sy groupe
🎉 Hetsika sy fankalazana isan-karazany
💝 Ary koa ho an'ny olona tsotra tia lambahoany tsara kalitao.
✔️ Kalitao tsara
✔️ Loko sy motif maro azo isafidianana
✔️ Vidiny mirary
✔️ Azo vidiana tsirairay na betsaka
Ataovy miavaka ny hetsikao amin'ny lambahoany mitovy mampiseho firaisankina sy hakanto.
🚚 Misy livraison.