GirlsFashion. Mg

GirlsFashion. Mg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GirlsFashion. Mg, Shopping & retail, Antananarivo.

✨ GirlsFashion.Mg ✨
Votre boutique en ligne 💃
👜 Vêtements, chaussures & accessoires tendance, produits cosmétiques 🌷
🚚 Livraison partout à Madagascar
🌸 Élégance, qualité & style à petits prix

🐣 🐣 Couveuse automatique 130 oeufs(akoho) – Tonga tsy ho ela! 🐣🚨 Ho tonga afaka 2 herinandro ny couveuse automatique 130...
09/01/2026

🐣 🐣 Couveuse automatique 130 oeufs(akoho) – Tonga tsy ho ela! 🐣

🚨 Ho tonga afaka 2 herinandro ny couveuse automatique 130 atody!

📢‼️Izay rehetra manao réservation dia mahazo fienam-bidy‼️📢
Prix normal ❌600 000 Ar❌
Prix ho an izay manao réservation 🔥580 000Ar🔥

✅ Miasa automatique tanteraka
✅ Misy doubles d’alimentation: mandeha amin’ny courant sy batterie 🔋
✅ Mety amin’ny atody akoho, gisa, sns
✅ Mora ampiasaina, avo lenta ny vokatra 🐥

⚠️ Stock voafetra– Ataovy ny réservation dieny izao!
📦 Livraison manerana an’i Madagasikara
Tanjona=>> Poussin kely be dia be🐣😍

Tongava ao amin Mp ary aingana fa Vitsy2 izy any🏃‍➡️

Izay manao réservation ihany no mahazo voalohany ‼️
NB‼️ Tsy misy vola aloha ny manao réservation fa kosa rehefa tena vonona vao manao réservation ☺️

🌸 Parfum Monogotas – Disponible chez nous! 🌸❤️ Efa disponible ato aminay ihany koa ny parfum Monogotas!🌺 Ilay fofona mal...
07/11/2025

🌸 Parfum Monogotas – Disponible chez nous! 🌸
❤️ Efa disponible ato aminay ihany koa ny parfum Monogotas!
🌺 Ilay fofona malefaka nefa tena mihaja tsara, manintona.
🕒 Tenue 24h – mijanona mandritra ny tontolo andro.
👩‍👧‍👦 Mety amin’ny rehetra – lehilahy, vehivavy
🚚 Livraison partout à Madagascar – haingana sy azo antoka.
💸 Prix: 12 000 Ar seulement!

📩 Alefaso àvy hatrany ary ny commande e🌸

🌟 Gamme Enzo – Soin Complet mety amin'ny karazam-bolo rehetra 🌟Contenu du pack:🧴 Shampoing 300ml🧴 Masque  300ml🧴  sérum ...
06/11/2025

🌟 Gamme Enzo – Soin Complet mety amin'ny karazam-bolo rehetra 🌟
Contenu du pack:
🧴 Shampoing 300ml
🧴 Masque 300ml
🧴 sérum 100ml

💆‍♀️ Tombotsoa avy aminy :
- Mitsabo ny volo simba
- Mampangirana sy mampalefaka ny volo
- Manakana ny fihitsanan'ny volo

🌸 Izay efa nampiasa dia afa-po avokoa

🍁 Mampitombo ny fahatokisan-tena ny fananana volo tsara karakara ! 🍂

📦 Livraison disponible partout à Madagascar
💰 Prix: 20 000 Ar seulement

📩 Pour commander:
Envoie ton contact, lieu et date de livraison en message privé

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GirlsFashion. Mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share