Be Glam's

Be Glam's Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Be Glam's, Shopping & retail, Antananarivo.

Miarahaba🤝 Tongasoa ato page Be Glam's 🛍️
Ahitanao -produit Bio☘️
-miara miasa am labo s Cosmetologue
-produit efa vita test manana certificat


☎ 034 02 099 71💬

+100zay ny lafo tamty merci ohhh bdb ny retour10andro dia lava ny volo Ngita🍀🍀🌺🌺tena farak'zay vetivety sady tena hoe be...
10/09/2026

+100zay ny lafo tamty merci ohhh bdb ny retour
10andro dia lava ny volo Ngita🍀🍀
🌺🌺tena farak'zay vetivety sady tena hoe be retour ndrindra 😋
,,le huile Vitamine E+ Mélanges oignons ,,le nanalava ny volonareo taloan'ny faran-taona
-Mampaniry volo be ,na kely na lehibe💯
-Mampijanona miongotra
-Mampijanona tapatapaka
-Vao manao azy de malefaka ny volo
-Mampatevina hoanle manana volo manify
Tsy vo-isa tsony ny olona efa nahita vokatra🌿
Prix:Misy isafidianana☑️manomboka am 16.000ar
Mp
Na miantso no haingana ☎️0340209971

❌❌❌TSY AZO ALAINA SY AMPESAINA NY SARY

paiso inona no anaranity paiso ity any aminareo 🌿🌿mamy be io an sady matsiro😋
09/09/2026

paiso inona no anaranity paiso ity any aminareo 🌿🌿
mamy be io an sady matsiro😋

🌺 Tsy nino ko izy ra tsy nanandrana ! ✨🌺Te hadio sy ho fotsy mangatsakatsaka ve nefa tsy te  hiandry ela ?Indro ilay ☘️S...
09/09/2026

🌺 Tsy nino ko izy ra tsy nanandrana ! ✨
🌺Te hadio sy ho fotsy mangatsakatsaka ve nefa tsy te hiandry ela ?
Indro ilay
☘️SAVON GOMMAGE bio🌺 efa malaza be ! 🧼
🚀 3 andro monja dia efa hita ny fiovana :
✅ Afaka tanteraka ny panda sady manafotsy tarehy rehetra nefa bio
✅ Manafotsy ny vatana iray manontolo.
✅ Mahafaka ny maintimainty amin’ny "sisisisiny"
✅ Madio sy malandina vao jerena !sady mazava be ny oditra
Aza tara fa b retour b ty an❤️ Mp alefa na☎️ 0389663229

❌ Tsy azo alaina na ampiasaina amin'ny varotrao ny sary ‼️

Efa natao daolo ve zao rehetra  fa tsy ita iany  ze fitombonle V❤️dy sady ela ny vokatra😳??atramin'ny hoe manao akanjo m...
09/09/2026

Efa natao daolo ve zao rehetra fa tsy ita iany ze fitombonle V❤️dy sady ela ny vokatra😳??atramin'ny hoe manao akanjo misy rembourrage satri te ho beV..dy???

❣️Ty creme ty☘️ atao,masssena kely mba hiditra tsara any amn faritra ho atao ngeza
-osorana maraina sy hariva
mety ain'ny rehetra tsy mifidy taona🥰
18000ar
☎️0340209971

❌❌TSY AZO ALAINA ny sary na ampesaina amn varotrao ❌

❣️Trop b le fofok'elika fa tsy laitran deomafana Zao ny andro betsaka ny maimbo elika🙈‼️Manala tanteraka ny fofok’elika ...
09/09/2026

❣️Trop b le fofok'elika fa tsy laitran deo
mafana Zao ny andro betsaka ny maimbo elika🙈
‼️Manala tanteraka ny fofok’elika tsy laitran’ny Deo mahazatra ity Baume détox Déo+ ity 🌿🌿
Manala fofona elika na dia ilay tena tsy zaka reny aza😁
Manala hatsembohana amin'ny elika
Mahafotsy sy manadio ny faritra mainty ( elika,tanana,lohalika,sns..)
Manala tasy sy fofona hafa amin’ny vatana Mety amin’ny hoditra rehetra

Mp +++ info / commande
☎️0340209971

❌ Tsy azo alaina na ampiasaina amin'ny varotrao ny sary ‼️

inona no anaran'ity voankazo ity? 🍑
08/09/2026

inona no anaran'ity voankazo ity? 🍑

1ihany ,Tsy mividy lokombolo tsony avy eo refa av manao cure 🌺Malaza bé ty !ato aminay ihany ny misy azy 🌿🍂Tsy mahalany ...
08/09/2026

1ihany ,Tsy mividy lokombolo tsony avy eo refa av manao cure
🌺Malaza bé ty !ato aminay ihany ny misy azy 🌿🍂
Tsy mahalany 1 akory dia misy vokatra
🌿Huile B12 + ylang-ylang 🌿 :
-Tsy mijanona misy repousse ny volo,,na ny volo fotsy aza mijanona,,ze volo maniry vaovao mia-mainty tsikelikely refa traité à aminy
-Mampijanona miongotra
-Mampaniry Sola sy manalava volo b
7andro de efa manomboka mahita vokatra b mitsy💯
Iza Mbola tsy nahazo ??. MP
Contact :0340209971

❌TSY Azo alaina na ampesaina am Varotra ny sary)

🌺 Tsy nino ko izy ra tsy nanandrana ! ✨🌺Te hadio sy ho fotsy mangatsakatsaka ve nefa tsy te  hiandry ela ?Indro ilay ☘️S...
08/09/2026

🌺 Tsy nino ko izy ra tsy nanandrana ! ✨
🌺Te hadio sy ho fotsy mangatsakatsaka ve nefa tsy te hiandry ela ?
Indro ilay
☘️SAVON GOMMAGE bio🌺 efa malaza be ! 🧼
🚀 3 andro monja dia efa hita ny fiovana :
✅ Afaka tanteraka ny panda sady manafotsy tarehy rehetra nefa bio
✅ Manafotsy ny vatana iray manontolo.
✅ Mahafaka ny maintimainty amin’ny "sisisisiny"
✅ Madio sy malandina vao jerena !sady mazava be ny oditra
Aza tara fa b retour b ty an❤️ Mp alefa na☎️ 0340209971

❌ Tsy azo alaina na ampiasaina amin'ny varotrao ny sary ‼️

Bdb ny tanora na  Maman te hiverina ho manjakely amle bika mifintina🍒👌Ozy ah hoe vita io ka,,ndraindray anie le kibo riv...
08/09/2026

Bdb ny tanora na Maman te hiverina ho manjakely amle bika mifintina🍒👌
Ozy ah hoe vita io ka,,ndraindray anie le kibo rivotra eee,
🍃🍒nisy nanoro aho dia io za nanomboka dia io ko ah efa tratrako ny tanjoko
🍃Thé hibiscus Gigembre🍃 1 kôpy atao cure isan'andro de ajanona refa tratra le tanjona
❌ny akanjo fotsiny ny tsy maintsy misolo fa malalaka daolo kosa aloha😂fa bon tsy manina
9pcs eo ndri dia efa hitanao hoe efa miova be mitsy
🙈Sam manana ny tiny antanina fa Mp na ☎️ 034 02 099 71

❌ Tsy azo alaina na ampiasaina amin'ny varotrao ny sary ‼️

Efa 54ans,,🌿faly ery fa madio be ny tarehy,niverina tamin'ny mbola tanora,madio be🙈Matetika miverina foana refa lisy mah...
08/09/2026

Efa 54ans,,🌿faly ery fa madio be ny tarehy,niverina tamin'ny mbola tanora,madio be🙈
Matetika miverina foana refa lisy mahita hoe?fa inona no natao tamn'ny tarehy???😯
🍃🌺Lait melange vitamine au riz🍃zay ihany de ndraindray sasako am savon riz,fa afaka sady madio be le panda teo aloha
-afaka ko le ride
afaka mandefa mp amiko daoholo,,fa asesiko daolo satria tena maro b n mp anareo
📢📢🌺Mba micomprendre kel aloh ry zareo fa tena tsy araka le livraison de mb rapitso ndray🙏🏿🙏🏿zay an
☎️ 0340209971 ☺️

❌ Tsy azo alaina na ampiasaina amin'ny varotrao ny sary ‼️

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261381979973

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Be Glam's posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share