MC&Co Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MC&Co, Thrift & Consignment Store, Analakely, Antananarivo.

๐Ÿ˜ฏโ€ผ๏ธ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ž๐—” ๐—ญ๐—”๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ก๐—”Nivadika   i   raha ny nambarany tao amin'ny pejiny. Ny crรจme nosorany tamin'ny vatany no naha l...
06/03/2026

๐Ÿ˜ฏโ€ผ๏ธ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ž๐—” ๐—ญ๐—”๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ก๐—”
Nivadika i raha ny nambarany tao amin'ny pejiny. Ny crรจme nosorany tamin'ny vatany no naha lasa fotsy azy raha ny fitantarany. Raha te hiverina amin'ny teo aloha izy, dia afaka hatao izany raha ny nolazainy.

ยฉ๏ธBlack Nadia

๐ŸŸข๐—”๐—™๐—™๐—”๐—œ๐—ฅ๐—˜ ๐—•๐—˜๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—ฆ๐—”: ๐— ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐˜†Nampihoro-koditra ny zava-nitranga teny amin'ny commune Ant...
05/03/2026

๐ŸŸข๐—”๐—™๐—™๐—”๐—œ๐—ฅ๐—˜ ๐—•๐—˜๐—ก๐—œ๐—ฆ๐—ฆ๐—”: ๐— ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐˜‡๐˜†

Nampihoro-koditra ny zava-nitranga teny amin'ny commune Antanetibe Antehiroka ny volana jolay 2024.
Raha fintinina ny zava-nitranga dia ny rafozany ihany no naniraka olona hamono an'i Benissa Ifaliana Rabearison (24 taona).
Tanora nanana ny ho aviny namiratra izy saingy nisy nisompatra, mpianatra tao amin'ny Institut Supรฉrieur de la Communication, des Affaires et du Management (promotion Atrika 2021).

Niverina teto an-tanindrazana izy mba hikarakara ny raharaha momba azy manokana alohan'ny andehanany any amin'ny fofombadiny mipetraka any Etazonia.

Ny 05 jolay 2024 anefa dia tsy tratra antso mihitsy izy ka nanapa-kevitra ny rainy hijery azy. Akory ny agagany fa efa tsy nisy aina intsony teo ambony fandriana i Benissa.
Rehefa tonga teo ilay rafozam-baviny dia ny teniny hoe:"Atao inona intsony zandary fa efa maty izy" no naha mailo ny fianakaviany.

Rehefa natao ny fanadiadiana dia ny mpanampy an-tranon'i Benissa no namono azy, niampy ny olontian'ilay mpanampy sy lehilahy namany iray.
Ilay rafozam-baviny no naniraka ireo olona hamono.
Nievitra izy fa misy vola be nentin'ity vinanto vaviny avy any an-dafy. Rehefa maty anefa i Benissa dia tsy nahita volabe akory izy ireo.

Nidoboka any Tsiafahy ireo 2 lahy raha any Antanimora ilay vehivavy mpanampy an-trano sy ny rafozam-baviny.

Atreto anefa dia mbola tsy notsaraina ireo olona ireo ka manaitra ny tompon'andraikitra.

Mandria am-piadanana Benissa ๐Ÿ•Š, ary hipoitra anie ny marina

Tsetsatsetsa tsy aritra

๐Ÿ˜ญ๐Œ๐€๐‡๐€๐•๐€๐Š๐˜ ๐…๐Ž ๐“๐Ž๐Š๐Ž๐€ - ๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€๐Ÿ˜ญNarary ity zazakely ity ka notsaboin'ny Reniny, na teo aza ny ezaka nataon'ny mpitsabo di...
02/03/2026

๐Ÿ˜ญ๐Œ๐€๐‡๐€๐•๐€๐Š๐˜ ๐…๐Ž ๐“๐Ž๐Š๐Ž๐€ - ๐“๐Ž๐€๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€๐Ÿ˜ญ

Narary ity zazakely ity ka notsaboin'ny Reniny, na teo aza ny ezaka nataon'ny mpitsabo dia tsy tana ny ain'ilay zazavavy kely.

Voalaza fa โ€œvariole du singeโ€ no nahazo ilay zazakely, tsy tokony hoentina mody fa avy hatrany dia alevina. Marary izany hoy ny Reniny izay niantso vonjy an-dranomaso ary nilaza fa tsy io aretina voalaza io no nahafaty ny zanany. Tongotra nangidihidy no niandohany aretina ary tonga amin'izao famoizana ny ainy izao, raha ny fanazavana nataon'ilay Renim-pianakaviana.

โŒ Amin'izao dia misy mpitandro filaminana mitam-basyโ€š misakana fiara mitondra Razana ary manara-maso izany mba hanaraka ny toromarika izay napetraka momba ilay zaza amin'ny tokony handevenana azy avy hatrany.

๐Ÿ’”Mankahery ny fianakaviana

ยฉAboaho Ankiaka

Eny Ary, mankasitraka an'i Rasoa ๐ŸŽŠ izy no meilleur tamle partageโ˜บ๏ธ.. ao MBA miditra mp enao azafady ary
01/03/2026

Eny Ary, mankasitraka an'i Rasoa ๐ŸŽŠ izy no meilleur tamle partageโ˜บ๏ธ.. ao MBA miditra mp enao azafady ary

Nodimandry teo amin'ny faha-34 taonany i Jordan James Parke, izay influenceur Britannique๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง vokatry ny fandidiana vaovao...
25/02/2026

Nodimandry teo amin'ny faha-34 taonany i Jordan James Parke, izay influenceur Britannique๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ง vokatry ny fandidiana vaovao (une nouvelle opรฉration) natao taminy tao an-trano fonenany. Marihina moa fa nandany vola be mitentina 150.000 Euros ny tenany, mba hitovizany amin'i Kim Kardashian๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ฒ izay olona malaza any Etazonia๐Ÿ‡บ๐Ÿ‡ฒ.
Ariary-news

๐Ÿ›‘Atao partage ity pub ity d ze mahavita partage betsaka indrindra mahazo ๐ŸŽ surprise ce dimanche ๐Ÿ’— Taille S, M, L
24/02/2026

๐Ÿ›‘Atao partage ity pub ity d ze mahavita partage betsaka indrindra mahazo ๐ŸŽ surprise ce dimanche ๐Ÿ’—

Taille S, M, L

15/07/2025

Partagez le bon, partagez le mauvais, et ร  la fin, tout le monde gagnera. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ’ช๐Ÿผ

Bonne fรชte de la Pentecรดte ๐Ÿ•Š๏ธโ›ช
08/06/2025

Bonne fรชte de la Pentecรดte ๐Ÿ•Š๏ธโ›ช

Address

Analakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MC&Co posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share