02/10/2026
Ity ary ny valin'ny lalaontsika. Ialana tsiny indrindra am fahatarana fa nisy tsy fahafahana kely. Mankasitraka bediabe anareo rehetra nandray anjara 🙏Maro be nareo fa bdb koa no tsy nanaraka tsara ny fepetra.Mbola misy fona ny lalao fa aza miala lavitra ny page 😍
Dia arabaina izany i Nãnäh Ÿvøårÿ nandresy aloha🥳. midira mp avy atrany ianao rehefa maita ity ☘️