Pejy kanto

Pejy kanto 𝑽𝒆𝒏𝒕𝒆 𝒆𝒏 π’π’Šπ’ˆπ’π’†
🌷 𝑱𝒖𝒑𝒆𝒔 🌷 π‘ͺ𝒍𝒂𝒔𝒔𝒆𝒖𝒓 𝒅𝒆 π’ƒπ’–π’…π’ˆπ’†π’• πŸ’°
𝑴𝒂𝒏𝒂𝒔𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒐 π’‰π’‚π’π’‚π’“π’‚π’Œπ’‚ π’π’š π’‘π’†π’‹π’š πŸ‘‡

πŸ’° Ary raha samy manana ny toerany ny dΓ©pense tsirairay? πŸ“’βœ¨Te handamina tsara ny volanao sy hifehy mora kokoa ny budget-n...
09/09/2026

πŸ’° Ary raha samy manana ny toerany ny dΓ©pense tsirairay? πŸ“’βœ¨

Te handamina tsara ny volanao sy hifehy mora kokoa ny budget-nao ve ianao ❓
Ireto ary ny ✨classeur de budget✨, misy modèles 3 samihafa :

🌈 Classeur arc-en-ciel
✨ Classeur à motifs
πŸ’œ Classeur pochette

Ny classeur rehetra dia misy 13 compartiments, ahafahanao mizara sy mandamina mora kokoa ny dΓ©penses-nao. πŸ’΅

🏷️ Misy étiquettes multicolores na étiquettes autocollantes arakaraka ny modèle
πŸ“¦ Mora ampiasaina ary tena pratique amin'ny fiainana andavan'andro

Prix: 15 000 Ar πŸ’°

Ao amin'ny sary tsirairay ny dΓ©tails

πŸ“© Alefaso Mp ny commande
☎️ 034 85 300 51
🚲 Livraison partout

07/09/2026

Fitantanambola tsy hilamina amin'izao kosa aloha anβ€ΌοΈπŸ’΅πŸ’΅πŸ’΅

Tena kanto anie ireto classeur de budget ireto e ✨✨
Misy motif tsara kely mampiavaka azyπŸ₯°
13 compartiments be izao
Efa misy Γ©tiquette autocollant miaraka aminy

Aza miala alavitra ny Pejy kanto intsony aloha ☺️☺️☺️
03/09/2026

Aza miala alavitra ny Pejy kanto intsony aloha ☺️☺️☺️

02/09/2026

Mbola misy hatrany ny jupe plissΓ©e antsika
☺️☺️☺️

19/08/2026

🌷🌷 Fleurie fleurie 🌷🌷
Jupe plissΓ©e manjakely

Ho an'ankizy
Mety hoentina tsara amin'ny fotoana rehetra
Oh: mianatra, mivavaka, ...

Misy loko isan-karazany πŸ€ŽπŸ’œπŸ’™πŸ’šπŸ’›πŸ§‘β€οΈ
Misy motif isan-karazany 🌼🏡️🌸🌺🌻🌹🍁

Kanto e! Tena kanto πŸ₯°
Pejy kanto

πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯ TENUE HO AN'NY MPIANATRA πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯ πŸ…™πŸ…€πŸ…ŸπŸ…”πŸ…’ πŸ…ŸπŸ…›πŸ…˜πŸ…’πŸ…’πŸ…”πŸ…”πŸ…’βœ… Lamba crickβœ… Taille manomboka 2 ansβœ… Couleurs: noir, bleu marine, rouge...
16/08/2026

πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯ TENUE HO AN'NY MPIANATRA πŸ”₯πŸ”₯πŸ”₯

πŸ…™πŸ…€πŸ…ŸπŸ…”πŸ…’ πŸ…ŸπŸ…›πŸ…˜πŸ…’πŸ…’πŸ…”πŸ…”πŸ…’
βœ… Lamba crick
βœ… Taille manomboka 2 ans
βœ… Couleurs: noir, bleu marine, rouge, grenat
βœ… DΓ©tail / Gros
βœ… Mandefa any amin'ny faritra rehetra

πŸ“© Mp Pejy kanto
☎️ 034 85 300 51

11/08/2026

Misokatra ny fandraisana commande jupes plissΓ©es o! Tenues ho an'ny mpianatra

⭐⭐⭐ Ho avy ny fidiran'ny mpianatra o! ⭐⭐⭐
10/08/2026

⭐⭐⭐ Ho avy ny fidiran'ny mpianatra o! ⭐⭐⭐

πŸ’Έ Misy fotoana ve ianao mieritreritra hoe :"Tsy fantatro akory izay nalehan'ny volako..." πŸ˜…Matetika tsy hoe kely ny vola...
14/07/2026

πŸ’Έ Misy fotoana ve ianao mieritreritra hoe :
"Tsy fantatro akory izay nalehan'ny volako..." πŸ˜…

Matetika tsy hoe kely ny vola no olana...
Fa tsy voalamina.

🌸 Ny fomba tsotra indrindra dia ny manasaraka azy araka ny tanjona:
🍚 Sakafo
πŸš• Transport
🏠 Jirama
πŸ’Š Fahasalamana
🎁 Tahiry..

Rehefa voazarazara ny vola dia mora kokoa ny mifehy azy.

πŸ’¬ Ary ianao, efa manoratra ny fandanianao ve sa mitahiry ao an-tsaina fotsiny?

πŸ€” Raha omena 100 000 Ar ianao androanyInona no hoataonao?🍜Hivoaka hisakafoπŸ‘—Hividy akanjo/kiraro🏠Hanampy ny fandaniana ao...
07/07/2026

πŸ€” Raha omena 100 000 Ar ianao androany

Inona no hoataonao?

🍜Hivoaka hisakafo
πŸ‘—Hividy akanjo/kiraro
🏠Hanampy ny fandaniana ao an-trano
πŸ’°Hitahiry

πŸ’¬ Ataovy ao anaty commentaire ny valiny ☺️

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejy kanto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share