Page Merveilleuse Je suis Kanto

Call Directions

Page Merveilleuse Je suis Kanto "Le Plaisir D'être Une Femme"
Mode-Bien être- Shopping-Coaching- Conseils-Atelier pour femmes

Marque BershkaTrès tendance, unisexe (mety am.behivavy sy mety an-dehilahy)Pointure 39 chaussée grande tafiditra na 40 a...
08/11/2023

Marque Bershka
Très tendance, unisexe (mety am.behivavy sy mety an-dehilahy)
Pointure 39 chaussée grande tafiditra na 40 aza
En très bon état

60 000 ar
Mp

Tendance be ny tahakan'izao afaka mijery ao commentaires karazana tennis platforme be tahakan'izao

Tennis tendance , très tendanceBershkaUnisexe sady mety am-bavy no an'ny lehilahyPointure 30 chaussée grande tafiditra n...
08/11/2023

Tennis tendance , très tendance
Bershka

Unisexe sady mety am-bavy no an'ny lehilahy
Pointure 30 chaussée grande tafiditra na olona 40 pointure aza

60 000 ar
En tres bn etat

Veuillez entrer en mp

👉Cette robe est disponible chez nousOptez cette mini robe , idéal pour cet été ❤, faites comme la belle actrice Dia Mirz...
29/09/2023

👉Cette robe est disponible chez nous

Optez cette mini robe , idéal pour cet été ❤, faites comme la belle actrice Dia Mirza

Venez viiiiite en mp

Jsk

👇MARQUE SHEIN TAILLE M❤Miandry anao amin'ny mpJsk
29/09/2023

👇MARQUE SHEIN
TAILLE M

❤Miandry anao amin'ny mp

Jsk

Amin'ilay mahafatifaty kely ❤Venez vite en mpJsk
29/09/2023

Amin'ilay mahafatifaty kely ❤

Venez vite en mp

Jsk

❤ leger, ideal pour cet été ❤indrindra raha tsy zatra akanjo mampiseho vatana be ianao nefa mafana ❤Venez vite en mpJsk
29/09/2023

❤ leger, ideal pour cet été ❤
indrindra raha tsy zatra akanjo mampiseho vatana be ianao nefa mafana ❤

Venez vite en mp

Jsk

❤👍LA PETITE ROBE NOIRE EST UNE PIÈCE À AVOIR ABSOLUMENT DANS SON DRESSING. 👉Ultra-polyvalente, c'est un véritable passe-...
15/09/2023

❤👍LA PETITE ROBE NOIRE EST UNE PIÈCE À AVOIR ABSOLUMENT DANS SON DRESSING.

👉Ultra-polyvalente, c'est un véritable passe-partout à porter en soirée ou dans la matinée, au bureau, le weekend. 👉Elle s'adapte à n'importe quelle occasion, même la plus festive.
👉 Elle peut se porter chic, habillée ou décontractée; avec des talons, des chaussures plates ou des baskets.
👉 Vous pouvez la styliser grâce aux accessoires et autres vêtements avec laquelle vous la combinez.
👉Choisissez des pièces qui pourront égayer, donner du peps et une touche de modernité à votre tenue.

❤Si vous ne savez pas quoi mettre, vous êtes un peu pressée ou vous avez la flemme: optez pour la petite robe noire; sans casse tête et facile à choisir.

En commentaires: des idées de look avec cette fameuse robe noire

Ci-dessous, 👇 une collage photos de quelques robes noires avec des vestes colorées, tena hoe wow ❤

JsK.

😜Indraindraindray milaza tsy mahita akanjo hanaovana lava ( na dia manana be dia be aza 🙈 kouny e????), na  koa rehefa m...
15/09/2023

😜Indraindraindray milaza tsy mahita akanjo hanaovana lava ( na dia manana be dia be aza 🙈 kouny e????), na koa rehefa maika be iny, na kamo hiasa saina be hitady akanjo hoe iza no ampiarahana: 'ty sa ty nefa mba te hihaingo sy ho tsara paozy 😉😉

👉 AZA MAKA LAVITRA, FA MANAOVA "ROBE NOIRE".

👍Aza atao tsinotsinona oa ireny robe noire ireny fa hanavotra anao 😁

❤Anisan'ny akanjo tsy mety lany andro ny robe noire
❤azonao hanaovana amin'ny fotoana rehetra ( na amin'ny atoandro na alina, na hamonjy lanonana, na handeha hanao ny asa andavan'andro)
❤Afaka hanaovanao izy na mihaja na tsia
❤miaraka amin'ny kiraro rehetra
❤ azonao ampiarahina amin'ny firavaka na poketra
❤azonao ampiarahana na amin'ny akanjo hafa izay afahanao mampisy loko, manaingo sy mampivoaka tsara ny bikanao ary manaraka ny toetr'andro

Ao amin'ny commentaires karazana sary fanehoana style rehefa hanao robe noire ianao

👇 ity sary ambany ity izao robe noire avec des baskets ieny tompoko azo atao tsara mihitsy sady tena mivoaka an 😀😍

JsK

❤"JSK" ❤C'EST POUR L'EPANOUISSEMENT DES FEMMES❤ y compris les conseils, les tuyaux, les bons plansConseils resaka akanjo...
15/09/2023

❤"JSK" ❤C'EST POUR L'EPANOUISSEMENT DES FEMMES❤ y compris les conseils, les tuyaux, les bons plans

Conseils resaka akanjo no ataontsika amin'ny publications manaraka eto

Nareo ve mpiteny an'ilay hoe tsy misy akanjo anaovana mihitsy aho🙄🙈

Ny tena marina isika vehivavy koa miakanjo manaraka an'ny humeur antsika, misy idiran'ny hormones koa 😜 mazoto , kamokamo,tezitezitra .....

Ka rehefa sendran'izay dia ahoana ary ny atao e????

👉 Ty ilay izy, "ROBE NOIRE" UN MUST DANS SON DRESSING
Manavotra be io an ❤

Aza miala lavitra fa hiresaka momban izay isika 😊

IZAHAY TSY MIVAROTRA FOTSINY FA LIANA NY AMINAO, TE HANAMPY ANAO SATRIA NAMANAY IANAO

JsK

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261388095038

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Page Merveilleuse Je suis Kanto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share