Tsena Kely

Tsena Kely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsena Kely, Shopping & retail, Antananarivo.

Misy entana tinao ve any Chine? Tsy hainao anefa ny atao na koa hoe mety sahirana enao amin'ny fitadiavana izany? Izahay...
13/07/2025

Misy entana tinao ve any Chine? Tsy hainao anefa ny atao na koa hoe mety sahirana enao amin'ny fitadiavana izany? Izahay avy ato amin'ny Tsena Kely dia vonona hikarakara izany...
Ireo karazana entana rehetra dia azo hafarana avokoa, ary gratuit ny manao devis ato aminay...
Mandefasa ary hafatra miafina raha toa ka liana na mitady fanazavana fanampiny. Mankasitraka
+261344314073/+261321556261

Salama e...Tsy miova hatreto ny vidin'ireo divay ato amin'ny Tsena Kely na dia tsikaritra ara ny fiakaran'izany any amin...
13/07/2025

Salama e...
Tsy miova hatreto ny vidin'ireo divay ato amin'ny Tsena Kely na dia tsikaritra ara ny fiakaran'izany any amin'ireo mpandrinjara hafa.
Jifao sy fandrio dieny izao ary ireo divay izay mety aminao, manao livraison ihany koa izahay manomboka amin'ny sarany 3.000ar.

+261344314073/+261321556261

Fampitandremana : Tandremo ny hosoka, ny divay vita eto an-toerana izay amidinay dia afaka hamarininay amin'ny faktiora misy sonia ary tombon-kasen'ny orinasa mpamokatra. Mankasitraka

Salama e...Faly mampafantatra anareo izahay fa tonga ato amin'ny Tsena Kely ny divay Ampalia amin'ny hanitra karazany ef...
09/06/2024

Salama e...

Faly mampafantatra anareo izahay fa tonga ato amin'ny Tsena Kely ny divay Ampalia amin'ny hanitra karazany efatra be izao izay azonao jifaina amin'ny sarany 30.000ar monja🙂
Ireto avy ireo tsiro:
-Ampalia "Passion" Apéritif
-Ampalia "Litchis" Apéritif
-Ampalia "Fraise" Apéritif
-Ampalia "Mûre" Apéritif

Jifao dieny izao ara ny divay Ampalia, sady kelikely isa amin'ity volana jona ity🙂

Laharana finday : +261344314073

11/03/2024
Salama e...Fantaro ary fa azo atao fanomezana tsara ho an'ny andron'ny mpifankatia na koa hoe "Saint Valentinđź’ť" ny divay...
12/02/2024

Salama e...
Fantaro ary fa azo atao fanomezana tsara ho an'ny andron'ny mpifankatia na koa hoe "Saint Valentinđź’ť" ny divay na ihany koa entina andravahana tsotr'izao ny fiaraha-misakafo

Ireo divay misy🍷🍇 :
â—ŹMaroparasy Rouge 24.900ar
â—ŹMaroparasy Blanc Doux 23.000ar
â—ŹCĂ´te De Fianar Blanc/Rouge 16.000ar
â—ŹFinca El Puntal Sauvignon Blanc 32.500ar
●Les sonnailles rosé sec 29.900ar
â—ŹLes sonnailles blanc moelleux 30.900ar

Jifao sy fandrio dieny ety amin'ny tranom-barotra Tsena Kely ara ny divay mety aminao, manao livraison ihany koa izahay manomboka amin'ny 3.000ar no mihaotra🙂

+261344314073

Fampitandremana : Tandremo ny hosoka, ny divay vita eto an-toerana avy ato amin'ny pejy "Tsena Kely" dia jifainay mivantana ao amin'ny orinasa CHAN FOUI&FILS izay afaka hamarininay amin'ny faktiora misy sonia ary fitombon-kasen'ny orinasa mpamokatra. Mankasitraka

Salama e...Farano am-pifaliana ny herin'andro miaraka amin'ny Maroparasy Rouge amin'ny tsirony sy vidiny tsy miova🍷🍇Ny s...
09/02/2024

Salama e...
Farano am-pifaliana ny herin'andro miaraka amin'ny Maroparasy Rouge amin'ny tsirony sy vidiny tsy miova🍷🍇

Ny sarany? 24.900ar

Ireo divay hafa misy ato aminay:

â—ŹMaroparasy Blanc Doux 23.000ar
â—ŹMaroparasy Rouge 24.900ar
â—ŹFinca El Punyal Sauvignon Blanc 32.500ar
●Les sonnailles rosé sec 29.900ar
â—ŹLes sonnailles Blanc moelleux 30.900ar

Afaka jifainao mivantana ety amin'ny magazay moa manao livraison ihany koa izahay amin'ny sarany 3.000ar no mihaotra🙂

+261344314073

Fampitandremana : Tandremo ny hosoka, ny divay avy ato amin'ny pejy "Tsena Kely" dia jifainay mivantana ao amin'ny orinasa CHAN FOUI&FILS izay afaka hamarininay amin'ny faktiora misy sonia ary fitombon-kasen'ny orinasa mpamokatra. Mankasitraka

CITROËN DS3 Année 2013Moteur 1,6 Blue Hdi très puissant et  très economiqueSTART AND STOPFaible kilométrage : "59###"💥Co...
02/02/2024

CITROËN DS3 Année 2013
Moteur 1,6 Blue Hdi très puissant et très economique
START AND STOP
Faible kilométrage : "59###"💥
Consommation mixte 3,4L/100 Km
Boite de vitesse manuelle

Full options :
Mode eco (Arrêt et redémarrage auto du moteur)/Antipatinage/Capteur de pluie et obscurité/Clim/ABS/Direction Assistée/Airbag/Allumage des phares automatiques/Phares antibrouillard LED/Rétroviseurs electriques, rabattables électriquement/HiFi System/Témoin de bouclage des ceintures AV/Accoudoir central AV/Verrouillage centralisé à distance/Caméra de recul////Écran multimédia non fonctionnel( Réparable )////

4 Pneus neufs Pirelli P zero 4saisons
Peinture rénovée dans sa couleur d'origine

Voiture en parfait état, bien entretenue et livrée avec cric et pneu de secours

Prix 35.000.000ar

Whatsapp: +261344314073

Salama e...Aza adino fa ny divay "CĂ´te De Fianar Rouge/Blanc" dia azonao jifaina amin'ny vidiny 16.000ar monja ato amina...
23/01/2024

Salama e...
Aza adino fa ny divay "Côte De Fianar Rouge/Blanc" dia azonao jifaina amin'ny vidiny 16.000ar monja ato aminay🙂

+261344314073
Livraison manomboka amin'ny 3.000ar no mihaotra

Fampitandremana : Tandremo ny hosoka, ny divay avy ato amin'ny pejy "Tsena Kely" dia jifainay mivantana ao amin'ny orinasa CHAN FOUI&FILS izay afaka hamarininay amin'ny faktiora misy sonia ary fitombon-kasen'ny orinasa mpamokatra. Mankasitraka

Salama e...Maro ianareo no nitady azy, indro ara fa tonga ato aminay ny "CĂ´te De Fianar" rouge/blancNy sarany? 16.000arJ...
12/01/2024

Salama e...

Maro ianareo no nitady azy, indro ara fa tonga ato aminay ny "CĂ´te De Fianar" rouge/blanc

Ny sarany? 16.000ar

Jifao ary fandrio dieny izao ara ny "Côte De Fianar" anareo🙂

Livraison manomboka amin'ny 3.000ar no mihaotra
+261344314073

Fampitandremana : Tandremo ny hosoka, ny divay avy ato amin'ny pejy "Tsena Kely" dia jifainay mivantana ao amin'ny orinasa CHAN FOUI&FILS izay afaka hamarininay amin'ny faktiora misy sonia ary fitombon-kasen'ny orinasa mpamokatra. Mankasitraka

En cette période pluvieuse, réchauffez-vous avec notre sélection de vins "Maroparasy"Maroparasy Blanc Doux 23.000arMarop...
09/01/2024

En cette période pluvieuse, réchauffez-vous avec notre sélection de vins "Maroparasy"

Maroparasy Blanc Doux 23.000ar
Maroparasy Rouge 24.900ar

Livraison Ă  partir de 3.000ar
+261344314073

Mirary asabotsy mahafinaritra ho antsika izahay ato amin'ny Tsena Kely🙂
06/01/2024

Mirary asabotsy mahafinaritra ho antsika izahay ato amin'ny Tsena Kely🙂

Address

Antananarivo

Telephone

+261344314073

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share